Tsy antenaina ny PND raha ny vaovao avy amin'ny Mpamatsy vola

1. rabaradaka ( 16/04/2015 07:30)
Fa nankaiza ireo manam-pahaizana malagasy eo amin'ny sehatra ara-toekarena, sy hay raha maro no toa ireo mpanao politika no mandrafitra ny PND ?? Dia mihevitra ve ny Filoha fa hain'ireo Chef de RĂ©gion ny handrafitra ny PND hifanaraka amin'ny zava-misy any aminy ? TSIA ny valiny.
Tsy azo hinoana fa hanome vola hampandehanana an'io PND io ny mpamatsy vola raha ny ekipa mandrafitra azy ao no jerena, mpanao politika daholo ange no ao e !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3461