Ny CEDS no mampilentikany firenena

1. rabaradaka ( 16/04/2015 07:28)
Feno miaramila any anaty ministera any ary tale jeneraly sy tale daholo. Fa maninona no tsy omena hasina ny teknisiana fa izay miaramila nahavita CEDS rehetra izao dia omena toerana. Tsy nisy CEDS izany taloha nefa dia nandroso tsara isika, izao isika fenoina CEDS ny fitantanana ny firnena dia izao hitantsika milentika io.
ESORY FATY ANY IREO CEDS IREO na miaramila na sivily
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3078