tsy namely ny fampihavanana teny ivato

1. bazylou ( 04/05/2015 17:30)
satria lasa vavany fotsiny ry deba , le8 ary ry rajao. Fandravana fanjakana no teny fa tsy fampihavanana ary fizitin'i deba sy le8 no tao.
Aiza ry baina no misy hoe hihavana nefa mandoa 200 000ar isan olona......

hafa kely an............

beuuurrrk
novalian'i bazylou ny 06/05/2015 18:00
2. moi ( 05/05/2015 13:26)
efa voavidy vola zao ny fihavanana e !
Hatomboka ve ity fizaran-tseza ity sa ahoana e !
3. bazylou ( 05/05/2015 18:06)
sahiran tsaina mafy rajao ato satria mila ampiharina ilay zavatra rehetra notapahina tena amin'ny CCI IVAto , toy ny hoe ravan any governemanta , dia ravana koa ny solom bavam bahoaka dia soloina komity iray ireo rehetra ireo dia io komity io no hitantana ary hosoloina koa ny lalam -panorenana.

Dia ahoana sahy tokoa ve rajao sa hiala bala indray ?????
NY solom bavam bahoaka ireto efa tonga dia nanangam bovonana fa tsy hila hono ry zareo satria voafidy fa tsy olona notendrena toa ny teny amin'ny CCI.

beeeeeeuuuuurrrrrrrrrrrrk
4. bazylou ( 05/05/2015 18:15)
feno tim and co hono teny amin'ny CCi ivato k amazava hoazy fa ny hevitry ny tim no niseho ho lany teny.
Le8 aloha dia tena hita mibaribary fa olona tia fahefana sy vola , ary tsy nahamenatra azy ny nibaboka ampahibemaso teny amin'ny CCi hoe mifona mifona, nef any teti dratsy atsy ambadika ihany......

Dia mbola tsy fay ihany iny rangahy iny an fa hisesika foana an, na ny fahatongavany teto MAdagasikara aza nafenina toa ny tay an tsalaka.

beeeeeeeeeuuuuuuuuuuuurrrk
5. moi ( 06/05/2015 04:38)
rehefa le8 no manao karavato mena, aza matokitoky zany !
mba efa nihevitra aho hoe niova rangahy iny fa hita matetika @ ilay fitafy misoratsoratra toa bibilava iny, kanjo hay rehefa tsy iny dia cravaty mena !
Mba diniho oa !
6. bazylou ( 06/05/2015 18:00)
nandefa vaovao ny fiadidiana ny filoham pirenena sy ny praiminisitra fa tsy tanterahina ny voalaza teny amin'ny CCI fa ny sasantsasany ihany.
TSy hisy indrya ny fandravana antenimieram bahoaka, HCC, governemanta.....

beuuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2426