Distributeur Carte prépayée/AirtelMoney/MVola/OrangMoney

1. metso ( 27/04/2015 08:14)
Ts mbola tao anatin'ny sehatry ny hasa fa mba te haka torohevitra sy fanazavana an'ireo ao anatin'io sehata io na zay mba mahafantatra.
novalian'i HARENAKO ny 17/08/2015 08:30
2. hery ( 02/07/2015 11:09)
Inona tsara izany no tianao ho fantatra?
3. HARENAKO ( 17/08/2015 08:30)
mba mangataka fanazavana ny fampiasana azy sy ny mety ho tombony zany izy raha ny fahazahoko azy(fomba hanataterahina sy ny lalana aleha.....?)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.1014