You are here: home > Forum

mila hevitra

Lohahevitra : Sakafo
Fitohizan'ny hafatra : mila hevitra
Valiny : 0
oniniaina15 - 27/04/2015 11:00
aona kay no fanamboarana paty jaune fa vita gasy le amidy @ kilao reny efa tafavoaka le izy fa eo @ le fandrahoana azy no tena olana satria tsy maintsy andrahoian kely le iz nefa raha vao saromana dia lasa ao anati'nilay paty ny ranomason -takotra ka lasa modaka le paty avy eo mba mila hevitra msaotra
Valio | Miverina eny ambony