Fako eran´ny tanàna

1. tovorandria ( 24/04/2015 19:30)
Tena mampalahelo mintsy ny ny mahazo ny vahoaka malagasy ankehitriny, miaina ao anaty fako ary tototry ny fako ny tanàna nefa tsy misy te ho tompon´andraikitra ireo panao politika isany na dia iray aza, ifanilihan´ireo fotsiny izany andraikiny izany dia ny vahoaka no miaina ao anaty aretina, loto ary fofona maimbo.
2. endriny ( 26/04/2015 03:57)
Tsy maninona isika na matin'ny peste aza fa ho soloina vazaha sy karana ary sinoa daholo
3. tovorandria ( 26/04/2015 16:01)
indrisy mantsy... asa sendran´ny mpanao politika matim- bola ihany dia ny gasy iray rà amin´ny tena ihany no ampijaliana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6536