- Raha USB ilay izy, dia mety ilay USB no tsy hitan'ny windows. Andramo afindra amin'ny lavaka USB hafa (ohatra hoe ilay ao aoriana)
- Mety tsy ampy hamahanana sy hamakiana ilay disk ny courant avoakan'ilay ordi eo amin'ilay USB.
- Mety hoe simba koa ilay disk
Misy ny atao hoe ambany maso tsy hita tahaka ny vatan-korona na ambony tsy tazana tahaka ny volon-doha.
Eto, dia zavatra telo no mety hitranga :
1) io voalazan'i Hery io
2) Very tanteraka ny rafitra mampandeha azy (olana Boot sector)
Vahaolana : testdisk, http://www.cgsecurity.org/wiki/TestDisk_FR
3) Tsy asehon'i Windows ilay kapilabe.
Vahaolana :
http://windows.microsoft.com/fr-fr/windows/change-add-remove-drive-letter#1TC=windows-7