Miarahaba anareo rehetra mpitafa s'y mpanome sosok...

1. harintsoa15 ( 05/03/2015 19:50)
Miarahaba anareo rehetra mpitafa s'y mpanome sosokevitra eto ny tenako.izaho dia mipetraka aty France ary mba naika hangataka fanampiana aminareo fa haka ny zanako tavela any dago marihiko fa io zaza io dia nataon'ilay vadiko reconnaissance tamin'izy tany ary nangatahana transcription niaraka t@ mariage nay . Nivaly ny transcription mariage afaka 3 volana fa ilay NY an'ilay zanako mbola tsy nivaly ihany . maniry NY haka azy aho @ ity grande vacances ho avy ity ka mba mangataka hevitra avy aminareo raha misy azonareo atao.misaotra tompoko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1675