las,izao legona, vidin'ny frantsay ny fananan'nygasy izao

1. bazylou ( 26/02/2015 17:26)
lasan'ny aeroport de Paris ny aeroportn'ny NOsybe sy ireo 12 hafa tantanan'ny Adema.
Ny sinoa atsy sady mangorona volamena sy hypoccampes
ny srilankais managona safira sy beryl

ny amerikanina sy ny eu ary ny japonay manamboatra ny fiak angalarana trondro

Iza indray izao no hividy ny hafa e????

I le8 ve ?? tssss ny saosin'i lery aza gejain'ni rajao


beuuurrrrk
novalian'i Strong3 ny 16/03/2015 08:49
2. Strong3 ( 27/02/2015 06:13)
misotro ny ranomason'le8 i madagasikara angamba :p

izao hita hoe iza no mpamarotra an'ity nosy ity, aiza ry 7 fev tsy mihetsika indray hiady an'izany... sa hiandry ny vgt hiainga indray . mampihomey ilay vahoaka ... , tairana de mikoropaka izao vao maneno sahona hoe izahay no nametraka an'io teo nefa tsy mijery anay akory izy !

ny sisin-dranomasina malaza rehetra ny frantsay no tompony , ny gasy kely raha hilomano eny , miafiafy na tsy afaka milomano mihintsy aza.
Izao ny aeroport mihitsy no lasa , ny prix-any sy ny lalànan'ny fifamoivoizana anabakabaka koa izany dia ho didiany koa afaka kelikely
tsy maintsy hiverina ho zanak'i lafrantsa ihany ingahy afaka kelikely
3. bazylou ( 14/03/2015 05:39)
o lty rastrong a, tsy hisy ary tsy misy mandrakizay izany bazylou holasa zanaka mena sofina izany.
io rehefa ela ny ela dia vitan'ny gasy ihany fa andao moa ee

beuurrk
4. endriny ( 14/03/2015 05:50)

bazylou:

o lty rastrong a, tsy hisy ary tsy misy mandrakizay izany bazylou holasa zanaka mena sofina izany.

Ny sofiny angaha mena intsony. Efa voaaron'ny satroka nampanaoviny ny vady aman-janakay tao amin'ny zone franche, fa tara ianao...
5. Strong3 ( 16/03/2015 08:49)
moah... efa resy tosika i gasika noho ireto be kibo tsy misaina afa tsy ny tavy ihany
ny tanimbary tokony hampahalaza an'ny elah efa ntaony zone franche handadevozany an'elah indray.
karama nolona 1 any aminy ataony karaman'olona 10 aty amin'elah... ka dia mbola misy mahasahy miteny ve fa tsy resy i gasikarako
ny nosikeli mba tokony hody eo ampelatanana nanaovan'ny '' an an ..." resaka kaopykaolé sy fihavanana teo imason'izao tontolo izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1937