Tokony hiala sy hisintaka amin'ny Ravalo ny MFM

1. rabaradaka ( 25/02/2015 07:54)
Tokony hiala sy hisintaka amin'ny Ravalo ny MFM fa ataony sovaly fitaingenana fotsiny nefa tsy omeny seza na asiany hasina akory.
Ohatra iray tsotra, tao Antsirabe, raha tsy nisy ny MFM dia efa nangina ny tolona, nefa dia tsy nasian'ny ekipan-dRavalo hasiny akory ny mpitolona MFM.
Tao Itasy sy Fianarantsoa ary Ambositra toa izany koa. Ka inona no mbola hifitsahana ao ry Koto a ? Sa ve i Koto misolelaka koa ?
Tsy nahomby anefa ny politikan'ny TIM raha tsy tao n MAFANA (MFM)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0896