Gadra pôlitika

1. mpisotrtoaka ( 03/02/2015 05:58)
Ar ireto gadra politika e ! Efa mba navoaka d hoe mitaky onitra hono ! ouuuuuuuuuf ! Hafahafa !
novalian'i endriny ny 04/02/2015 06:59
2. hafahafa ( 03/02/2015 06:01)

mpisotrtoaka:

Ar ireto gadra politika e ! Efa mba navoaka d hoe mitaky onitra hono ! ouuuuuuuuuf ! Hafahafa !

Ka niova FO ry zareo ko! hi3
3. hery ( 03/02/2015 15:53)
Tantarao kely ny antsipirihany hoe fa tsy arakay
4. endriny ( 04/02/2015 06:59)
Rariny kosa izy raha mangataka onitra e... Raha tsy nanongam-panjakana ve ohatra i Charles sy Lylison dia ho tonga teo amin'ny fitondrana ry zareo. Kanefa ry zalahy avy eo natsipy ohatry ny tahomangahazo. Ny namany rehetra niakatra girady daholo...

Ny sasany namoronana baomba tsy mipoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0775