vaovao tapatapany

1. Strong3 ( 02/02/2015 09:44)
Nisy raim-pianakaviana nanakana taxi ville , anikeo maraina; rehefa vita ny adivarotra dia niroso ny dia.
kanjo noho ny teny amin'ny antsasatsasa-dalana dia nikohaka indray mandeha ilay raim-pianakaviana , dia nitambotsitra sady nandrovy fotsy ny vavany.
Noho io tranga io dia nikoropaka namonjy ny urgence haingana ilay mpamily fiara-karetsaka.
ary rehefa tonga tao amin'ny HJRA dia nilaza ny tranga niseho ilay chauffeur ; ary dia nataon'ny mpitsabo ny fizahana mahakasika ity tra-pahavoazana; ka hita fa tsy nisy aina intsony ilay olona.
_ ireo mpitsabo no naniraka ilay chauffeur mba hampandre ny mpitandron'ny filaminana hainga; mba hanao ny fanadihadiana mahakasika ity tranga ity.

Mampalahelo ilay tranga; tsy hay na olana ara-tosidrà na fijanonan'ny fo tampoka na inona ity nahazo ilay rangahy lehibe eo amin'ny 40 taona eo eo...

Mila mailo ihany rehefa mivoaka ny trano fa ratsy ity tranga hitako ity. marina fa ny tampoka tsy mahalehilahy fa na izany aza mila mamantatra ny tena aloha alohan'ny hivoakan'ny trano.
2. hafahafa ( 02/02/2015 09:59)

Strong3:

Mampanaelo tokoa zany a!
3. ora ( 02/02/2015 12:25)
Ka tsy misy idiran'ny FAHAMAILOANA ange ny fahataperan'ny andro iainana e, rehefa izay no fotoana hakàna anao dia tsy misy dinika fa dia lasa foana, ary tsy ny ambavahoana no maty fa ny tapitra andro ouz ny fomba fitenin'ny olona sasantsasany izay. N y tena tokony atao dia ny FANANDRATANA HATRANY AMIM-BAVAKA NY FIAINANAO MANOTOLO ary NY FANGATAHANA FAMELANA @ TSY NETY NATAO.
FA NA SALAMA TSARA izao aza ianao nefa tafitohana kely dia mety ho jigy an! MIBEBAHA FA AKAIKY NY FARANY ô, teny atsipy ho an'ny manam-panahy io
hafahafa:

Strong3:

Nisy raim-pianakaviana nanakana taxi ville , anikeo maraina; rehefa vita ny adivarotra dia niroso ny dia.
kanjo noho ny teny amin'ny antsasatsasa-dalana dia nikohaka indray mandeha ilay raim-pianakaviana , dia nitambotsitra sady nandrovy fotsy ny vavany.
Noho io tranga io dia nikoropaka namonjy ny urgence haingana ilay mpamily fiara-karetsaka.
ary rehefa tonga tao amin'ny HJRA dia nilaza ny tranga niseho ilay chauffeur ; ary dia nataon'ny mpitsabo ny fizahana mahakasika ity tra-pahavoazana; ka hita fa tsy nisy aina intsony ilay olona.
_ ireo mpitsabo no naniraka ilay chauffeur mba hampandre ny mpitandron'ny filaminana hainga; mba hanao ny fanadihadiana mahakasika ity tranga ity.

Mampalahelo ilay tranga; tsy hay na olana ara-tosidrà na fijanonan'ny fo tampoka na inona ity nahazo ilay rangahy lehibe eo amin'ny 40 taona eo eo...

Mila mailo ihany rehefa mivoaka ny trano fa ratsy ity tranga hitako ity. marina fa ny tampoka tsy mahalehilahy fa na izany aza mila mamantatra ny tena aloha alohan'ny hivoakan'ny trano.

Mampanaelo tokoa zany a!
4. Fiffi ( 02/02/2015 13:54)

Strong3:

Mila mailo ihany rehefa mivoaka ny trano fa ratsy ity tranga hitako ity. marina fa ny tampoka tsy mahalehilahy fa na izany aza mila mamantatra ny tena aloha alohan'ny hivoakan'ny trano.

....iaza kosa ve dé we isaky ny hivoka ny trano ny olona dé hanontany tena aloha we so dé mety ho faty androany zah ? na dé we so dé mety ho hanao rupture d'anévrisme androany fa aleo ihany tsy hivoaka ny trano ?

....mila mailo ihany rehefa mivoaka ny trano ? ....heu...dé tsisy olona hivoaka ny trano tsony zany ?

sa hiaina am fahatahorana isan'andro we so de ho faty ? ...."Na dia hamakivaky ny lohasan'fahafatesana aza aho dia tsy hatahotra ny loza aho fa Ianao no amiko"......
5. vahiny2004 ( 02/02/2015 14:17)
Mailo @ lafiny inona marina no fanontaniana eto ? Ilay client ve sa ilay chauffeur ?

Satria dia na ilay chauffeur aza ve nanampo hoe ho faty ity olona entiko ity
6. Djhamhal ( 03/02/2015 07:12)
Ny fahamailona dia :
1-ny fitondrana kara-panondro na passport na carte d'etudiant raha mpianatra na taratasy izay ahafantarana ny momba anao
2-Raha mitondra finday dia asio repertoire manaitra ao anatiny oh:Cherie (raha manambady );na dada ; mama ; neny ; tonton; sns
3-Raha manana ireny agenda na diary isankarazany fitondra ao anaty kitapo na poketra ireny dia asio anarana sy adiresy ary numero ahafahana miantso izay akaiky anao ao ;ary raha taizan'aretina ianao dia soraty ao
4-Ho an'ny mpianatra manokana : aza sarahina aminao ny carnet de correspondance io mantsy no ahafantarana ny momba anao - aza manala tablier refa mody satria io no ahafantarana ano oe aiza ianao no mianatra dia manamora ny fiantsoana ny ao antsekoly misy anao
5-Ho antsika izay sendra mahita voina dia mandraisa andraikitra avy hatrany @ asa ;tsy fanao mihintsy ny mitangorongorona sy mandany fotoana @ fiadiankevitra sy ny fifamaliana sy ny fifanomezantsiny; fa tsarovy fa ny voina dia segondra no isaina hanavotanao ny ain'ny olona iray;
Dia Mirary ny Soa ho antsika rehetra
7. ora ( 03/02/2015 07:35)
TENA MARINA IZANY Djhamhal an, misaotra indrindra e
Djhamhal:

8. Strong3 ( 04/02/2015 05:52)

Ny atao hoe Hendry dia malina sy kinga!
Miavaka ihany ny toa izany; Makasitraka an'isé nizara ny toa itony.

Ho an'ny sasany izay miteny hoe hiaina ao anaty tahotra foana ve?
Tsia! fa mba mamantatra ny tena hoe : norme ve za sa misy tsy mety mety; de mba milaza ny ao antrano farafaharatsy hoe: ohatran'ny tsy dia salama za izany __ ohatra
sns...

fa tsy raisina sens hafa ity filazana ity; atsipy ny teny ampon'ny mahalala
Mazotoa daholo eh.
9. mpisotrtoaka ( 04/02/2015 06:18)
Mila mailo sy malina ar mitandrina daholo e ! Mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3024