Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery ( 17/01/2015 19:11)
Vaovao cyclone
Tondra-drano sy mifafy orana be ao Antananarivo amin'izao fotoana izao. Efa tafiditra an-tanety ny rivodoza ka mitombo koa ny rivotra. Faritra afovoany andrefana mianatsimo no tena voany. Fanambaràna... tohiny
novalian'i taro ny 08/03/2017 15:15
hery ( 17/01/2015 19:00)
Mba nanao mofomamy
Misaotra anareo mpampiditra recettes eto fa mba nanao mofomamy koa aho na dia lehilahy aza :-) Toa izao ny nanaovako azy: ny famarana nampiasaina dia vera plastika 1. Yaourt: 1 famarana 2. Atody roa... tohiny
novalian'i bazylou ny 09/02/2015 16:42
hery ( 17/01/2015 18:03)
Praiminisitra vaovao Jean Ravelonarivo sy ny accent frantsay
Ho an'ireo izay mitsikera ny praiminisitra amin'ny fomba fiteniny frantsay dia izao no hafatra kely. Nitantana orinasa nandritra ny taona maro sy distrikan'ny Rotary Club izy. Betsaka ny frantsay nifa... tohiny
rivo15 ( 17/01/2015 16:37)
be dia be ny resaka mandeha ho e MATY, TSY MATY, t...
be dia be ny resaka mandeha ho e MATY, TSY MATY, torana, miala aina FELICIEN.INONA TOMPOKO NO TENA MARINA ?... tohiny
hery ( 16/01/2015 15:56)
Aiza ny mpanao gazety malagasy?
Mampalahelo ihany fa vitan'ny mpanao gazety malagasy ny miandry adin'ny folo anaty orana sy tanin'andro eny amin'ny CCI Ivato, miandry vaovaon'izy 5 mirahalahy prezidà taloha. Fa vitsy ny tena mampit... tohiny
rabaradaka ( 16/01/2015 08:43)
Fa iza marina ity Voahangy Rajaonarimampianina ity e ? Ary inona no fahefany ?
Vaovao vao mitontona izao ity omeko anareio ity ary vavolombelona aho sy olona dimy be izao (tsy tononiko ny anarany). I Voahangy Rajaonarimampianina no manao avis favorable izay CV go an'ireo candida... tohiny
novalian'i Monjalaza ny 07/03/2018 19:03
rabaradaka ( 16/01/2015 08:37)
Fa maninona no atao kilalao ny fiainam-pirenena e ?
Raha misy olona afaka mampita ity hevitra ity amin'ny ekipan'ny Hery dia ataovy izao dia izao. Mazava fa i Voahangy sy Nicole ary i Claudine no nanery an'i Hery RAJAONARIMAMPIANINA hametraka sy nametr... tohiny
mpisotrtoaka ( 16/01/2015 06:42)
Bokona
Raha te hanabokona tsy misy proteine ? Inona no azo atao ?... tohiny
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:20
mpisotrtoaka ( 16/01/2015 06:38)
Zaza voaloboka
Inona kay izany zaza voaloboka izany ?... tohiny
endriny ( 16/01/2015 04:51)
Dia ahoana indray izao no mety ho vali-kafatr' i Je suis Charlie tamin'ireny hafatry ny Papa ireny
Raha nisy nanopa ny reninao hoy izy ka voan'ny totohondry izy. Dia ara-dalana be izany. Misy fetrany ny fahafan'ny miteny, fa tsy ny finoan'ny hafa akory no zimbazimbaina... Je suis Char Bon Vive Fr... tohiny
novalian'i endriny ny 22/01/2015 08:57
hafahafa ( 15/01/2015 10:59)
Tsimberina
Miarahaba daholo ny namana isany e! Iza no mba mahatadidy kely ny sandambola tany aloha tany e! Otrinona no mba vola nomeny olona anareo taloha nefa nahafaly sy nahazahoana zavatra. Misaotra antsika ... tohiny
novalian'i ora ny 17/02/2015 07:01
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 06:43)
OMDA
Inona avy no zavatra ilaina raha te hanao cover-na hiran'olona na ireny ilay mamilana hira tahaka ny gothlieb sy tsetsatsetsa tsy aritra ireny ! Eo amin'ny lafiny taratasy ara-dalana no tadiaviko... tohiny
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 05:01)
DREAM'IN
Inona no andraikitry TV gasy eto Madagasikara raha ny tokony ho izy !? Mijery ilay fandaharana Eigyo iny aho dia entanina ny tanora sy ny zaza malagasy ho eny amin'ny alliance hianatra ny kolotsain'ny... tohiny
novalian'i den ny 25/04/2016 06:01
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:51)
VICTOR SOLO SY VAHANDANITRA
Misy mba mahalala ny mombamomba ireo mpilalao tantara tao am RNM fahiny ve ?... tohiny
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:49)
Hira sy kanto
Ary ny teny tonga hira ary ny hira dia kanto ary ny kanto dia art ! Diniho kely ange e... tohiny
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:02)
FANGATAHANA FANAMPIANA
Salama Rahery sy ny namana rehetra ! Mba mila fanampiana amin'ny resaka projet e ! Manana projet scénario resaka pub sy film doc ar film ny tenako ! Inona avy no ataoko ahatanteraka izay nofinofiko i... tohiny
hery ( 14/01/2015 21:07)
Praiminisitra vaovao: Jean Ravelonarivo
Mba fantatrareo ve izany praiminisitra vaovao izany? Miaramila jeneraly, tompon'orinasa, mpandraharaha. Efa DG-n'ny SEIMAD? Efa governoran'ny Rotary Club tamin'ny herintaona. [url=http://forum.serase... tohiny
hery ( 14/01/2015 14:26)
Afera Qatar 2022 sendra hita
Ary anisan'ny voateny tato koa kay i Ahmady an. Aferan'ny risoriso tamin'ny Qatar 2022, fandaharana nandeha tao amin'ny Canal+ [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=rKKK-LmF2jg[/youtube] [url=htt... tohiny
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:22
rabaradaka ( 14/01/2015 14:07)
Manahy aho fa tsy hateza ity fitondrana ity noho ny ataon'ny Filoha Rajaonarimampianina
Miady varotra mafy ry Ravalomanana hananana ministera betsaka sy hoe hanana fahefana indray. Fa dia olona kentrina sy vendrana mihitsy ve ity RAJAONARIMAMPIANINA Hery ity no hanaiky an'izany ? Raha iz... tohiny
iriantso15 ( 14/01/2015 08:38)
MOTO SCOOTER
ary n moto ngah ts mba mis mresaka razoky s zavavy isany a ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2974