Manahy aho fa tsy hateza ity fitondrana ity noho ny ataon'ny Filoha Rajaonarimampianina

1. rabaradaka ( 14/01/2015 14:07)
Miady varotra mafy ry Ravalomanana hananana ministera betsaka sy hoe hanana fahefana indray. Fa dia olona kentrina sy vendrana mihitsy ve ity RAJAONARIMAMPIANINA Hery ity no hanaiky an'izany ? Raha izay no zava-misy dia tsy omeko 3 volana, izany hoe 24 avril 2015 dia ho rava ity fiondrana ity. Tokony fotoana hametrahana rafitra mafy sy matanjaka izao fa tsy fanaovana consensus intsony, tsy lavina ny fiaraha-mias fa saingy tsy fiaraha-mitantana kosa e! Hitombina ihany ny voalazan'ny gazety iray izay hoe hiverina amin'ny fitondrana i Ravalomanana amin'ny 2016 !
2. rhaj0 ( 14/01/2015 14:41)
Fa ny tsy azoko dia rehefa hoy Rabaradaka hoe "rava ny fitondrana"...

Inona no mitranga:
- mi-demissionne ve i Rajao
- sa manolo-tena hanao cohabitation indray, dia misy "convention" petapetaka indray
- sa ravany ny gvt
- sa ravany ny assemblee
- sa misy manongana izy ? Dia ahoana: iza no manongana? misy eny andalambe indray ve ?
3. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:04)
Ialahy rhaj0 mandiniha a ! Niteny Rabaradaka hoe Jean Ravelonarivo no PM eo d io izy io fa tonga ! Mino an'lah lets za rabaradaka kelin'ny Jesosy a ! hihihi ! Io nasehon'ny filoha io izao fa mafy loha sy mafy hatoka izy ar ts miraharaha izay mouvance hafa any ! HVM indray izao no rôl e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.079