Bokona

1. mpisotrtoaka ( 16/01/2015 06:42)
Raha te hanabokona tsy misy proteine ? Inona no azo atao ?
novalian'i 2Miandry ny 31/08/2017 07:20
2. 2Miandry ( 31/08/2017 07:20)
d tavy no azo! ny proteine no mamorona ny hozatra, tsy voatery mividy proteine amin'ny boaty kanefa amporisihina izy ireny raha misy ny fahefa mividy. raha tsy ampy ny fahefa mividy d misy proteine betsaka anaty tapotsin'atody, ronono, trondro, hena mahia...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2327