Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mpisotrtoaka ( 14/01/2015 06:26)
Dadafara
Karapilo koa alou dadafara saturne e ! Ts jerena amle izy mody ts mahay miteny iny fa ny azy no nataony tonga alou ny tatitra omaly alina tao am Tn TV ! Amzay ve voatazona ! Asa alou fa dia iaraha-mah... tohiny
mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:32)
MAMPALAHELO
Indrisy ry Madagasikara sy ny Malagasy 23 tapitrisa ao aminy ! Misy fahitalavitra mampianatra ny kolotsaina japôney sy Sinoa ho an'ny zaza malagasy nefa ny an'ny eto an-toerana aza tsy fantany ! Inon... tohiny
novalian'i Tibao ny 17/04/2015 15:05
mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:31)
Harenan'ny Malagasy
Lasa aiza tokoa lehiretsy ilay vongam-bolamena be am kilao iny a !? Ary ilay vola tamin'ny gony tratra teny Amboanjobe nankaiza daholo ? ... tohiny
novalian'i Maningana ny 11/03/2015 06:58
mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:30)
Mpanao gazety
Voakiana lava ny mpanao gazety rehefa mamelaka ! Nahoana no tsy hamelaka koa ''Ohatrinona moa ny karama omena azy ireo raha manana maitrise en lettre na nandalina SamisEsic 6 ans izy !? 1 millions 5 !... tohiny
hery ( 13/01/2015 23:16)
Tsy tia vehivavy
Nanaitra ahy ny nahita an'ity sary ity. Nesorindry zalahy fotsiny tsotra izao tamin'ny montage photo ny vehivavy. Fa dia nahoana? Tsy mendrika hifampitantana amin'ny lehilahy ve sa tsy mendrika ho mpa... tohiny
novalian'i vazivazo ny 10/02/2015 07:05
leva2 ( 13/01/2015 15:55)
"Je suis Charlie", ary ny kristiana?
Miarahaba namana isany ! Niarahantsika nahita sy nanaraka ny zava-nisy mamohehitra tao Lafrantsa ka nahatonga ity resaka "Je suis Charlie" ity, ary hitantsika ny akon'izany nanerana izao tontolo izao... tohiny
endriny ( 13/01/2015 07:38)
Ireo Hery telo mifanandrina
Ry havana malala ao amin'ny Tompo. Eto amin'izao fiainana izao dia misy Hery roa lehibe mifanandrina. Araky ny volaza ao amin'ny baiboly, izay vao novakiantsika teo.. Dia misy ny Herin'ny maizina, iza... tohiny
novalian'i endriny ny 24/01/2015 07:54
endriny ( 13/01/2015 07:29)
Mivorivory indray ry zareo 5 lahy e
Olona 5 ve no mivory dia trano be an'ny cci vao antonona azy. Maninona raha teny Mahazoarivo na teo Ilafy dia vita? Sa raha tsy izany tsy lazaina hoe goavana? Enga anie mba ho tsara ny vokatra aza e... tohiny
remile4 ( 12/01/2015 15:41)
Salama daholo Mba mila fanampiana, izaho lehila...
Salama daholo Mba mila fanampiana, izaho lehilahy 23ans. Manana olontiana zanaka police 17ans handray 18ans. Miaraka izahay amin'izao. Efa fantany fa tsy manambola aho,sady mbola tsy mandray karama... tohiny
Tefigasy ( 12/01/2015 14:50)
Fijoroana vavolombelona / fiainana miaraka amin'i Jesoa
Nandeha nanao voyage tany amin'ny faritra iray atsimo antsinanan'i Madagasikara aho. Fiara tsy mataho-dalana ireny no netiko. Vao niainga teto Tana aloha dia efa otran'ny efa hafahafa izany ny fahazot... tohiny
novalian'i Strong3 ny 30/01/2015 08:37
mpilaza444 ( 12/01/2015 07:57)
Mahazo mandova ve ny zanaka ivelan'ny tokantrano?
Nisy rangahy nisoratra ara-dalàna kanefa nisakaiza tamin'olon-kafa dia niteraka roa taminy. Maty izy. Niteraka efa tamin'ny vady mariaziny izy. Mahazo mandova ny fananany manokana tahaka ny zanany d... tohiny
novalian'i bainfara ny 14/02/2016 08:46
Jock ( 12/01/2015 07:28)
Tennis
Salut daholo! Za hoa ry zareo tena mba tia sport nefa tsy anaty sport. Ny "tennis" no mba tena tiako kanefa za tsisy traikefa ka ho anareo namana mba apio za raha azo atao. Aiza no misy club azo idira... tohiny
mpisotrtoaka ( 12/01/2015 05:08)
ANARAN-TANANA SY NY NAHATONGA IZANY
Inona avy no azonao ambara amin'ireo anaran-tanana be dia be eto Madagascar ireo !? Lazao koa ny mety nahatonga na tena nahatonga izany ? Misaotra antsika mba mizara izay fantatra e !... tohiny
aina15 ( 11/01/2015 18:52)
Sabata
Ny sabata dia andro natokana hivavahana sady arabaiboly. andro fahafir moa ny sabata? araka ny voalaza ao @ exodosy 20:8...dia milaza fa andro fahafito ny sabata. Betsaka koa ny milaza fa sabata dia a... tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/02/2015 03:33
seul110 ( 11/01/2015 07:38)
Karoka hira
Sao misy ato @ tonokira serasera ity fa tsy fantatro ny mpihira sy lohateny ,vehivavy sy lehilahy no mampiara-peo aminy. (refrain) : Zary nofinofy izany fikasako Saika ny hafa no mioty zay voa nafaf... tohiny
endriny ( 09/01/2015 18:57)
Any ianao Moustaraf. Inona no azonao ambara amin'ny hoe BobEl?
Dia samia ho tsara zanahary amin'ity taona vaovao ity e?... tohiny
novalian'i Strong3 ny 19/01/2015 12:34
Je-Suis-Charlie ( 09/01/2015 17:50)
iza ary io ? ...
iza ary io ? ... tohiny
rhaj0 ( 09/01/2015 13:51)
Ze souyii Sariliha
Ka hoe ny isan'ny tena nahatonga @ izao tranga izao dia ny "satire" (bilagy mi-critique no sady maneso) atao @ Fivavahana/Finoana. Eto izany ny Islamo no nasiana, ary dia tezitra ny "sasany", nivangon... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/01/2015 13:44
bazylou ( 09/01/2015 12:24)
i asterix irery
ihany no ekipan'ny tgv nihina kanina teny iavoloha androany. lery moa tsy mahagaga fa mpamadika foana e.... tohiny
bazylou ( 09/01/2015 11:58)
mba misy gasy 1 sahy
mandefa 1 eur ho an'ilay mpiray tanindrazana sahirana sy ory mitsindroka zoridira sy milona anty rano maloto ve ato ?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3766