Karapilo koa alou dadafara saturne e ! Ts jerena amle izy mody ts mahay miteny iny fa ny azy no nataony tonga alou ny tatitra omaly alina tao am Tn TV ! Amzay ve voatazona ! Asa alou fa dia iaraha-mahita eto e !
Dadafara tsy sahy miseho télé raha tsy TNTV ! Mapme ! Amin'izay tatitra tsy misy lohany sy vodiny ! Ireny moa leretsy no Ministre de la 4e république, tena tsy ho tafa mihitsy ity gasikarantsika ity