Dadafara

1. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 06:26)
Karapilo koa alou dadafara saturne e ! Ts jerena amle izy mody ts mahay miteny iny fa ny azy no nataony tonga alou ny tatitra omaly alina tao am Tn TV ! Amzay ve voatazona ! Asa alou fa dia iaraha-mahita eto e !
répondu par mpisotrtoaka le 15/01/2015 03:27
2. rabaradaka ( 14/01/2015 13:59)
Dadafara tsy sahy miseho télé raha tsy TNTV ! Mapme ! Amin'izay tatitra tsy misy lohany sy vodiny ! Ireny moa leretsy no Ministre de la 4e république, tena tsy ho tafa mihitsy ity gasikarantsika ity
3. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 03:27)
Za lets d gaga ! Jereo tsara fa mbola voatazona ao am gouvernement ao io !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3382