MAMPALAHELO

1. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:32)
Indrisy ry Madagasikara sy ny Malagasy 23 tapitrisa ao aminy !
Misy fahitalavitra mampianatra ny kolotsaina japĂ´ney sy Sinoa ho an'ny zaza malagasy nefa ny an'ny eto an-toerana aza tsy fantany ! Inona no tena adidin'ny TV ho an'ny fireneny sy ny tanindrazany ! Tsy hanabe ny azy ve izay vao ny an'ny hafa e ?
novalian'i Tibao ny 17/04/2015 15:05
2. mpisotrtoaka ( 28/01/2015 04:04)
Indrisy eeeeeeeeeee ! Snif snif snif !
3. Tibao ( 17/04/2015 15:05)
Aza malahelo ry mpisotrotaka fa tsy zava-baovao izany! Efa hatry ny ela aho no nahita horonantsary frantsay na amin'ny teny frantsay eo amin'ny fahitalavitra malagasy. Koa hampiova inona raha zava-tsinoa sy japoney indray no ampianarana ny ankizy?

Tsy tamin'ny fahitalavitra mihitsy no nianarako ny tenin-drazako na ny fomban-drazako.

Manao ambaninjavatra ny teny malagasy aza ny tranonkala malagasy amin'ny Aterineto ka inona loatra no azo antenaina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5623