Boa de Raozy e... Interpol o avy a

1. endriny ( 04/02/2015 07:45)
Satria ve mpitsangatsangana Frantsay no nahita ilay fanondranana, dia hoe avy ry Interpol sambory ity Sambo MIN ity a... Ka maninona raha samborina ny tompon'ilay vedety mpamatotra ny hazo teo ambony ranomasina... Sa misy atahorana?
novalian'i endriny ny 06/02/2015 14:27
2. rhaj0 ( 04/02/2015 16:06)
Tao @ Mongabay anie efa nisy ny hoe:
"Patrick Leloup, an adviser to Rajoelina, reportedly threatened to prohibit Delmas from conducting future business in Madagascar if it refused to pick up rosewood stocks stored in containers in and around Vohemar."

Dia io izao ve ho tratran'ny Interpol koa sa...

Entre-pa.. ary aiza izao Leloup?
3. endriny ( 05/02/2015 06:30)
Dia ahoana ireny boa de raozy tratra tany Kenya, Singaporo... Tsy nisy niantsoana Interpol, na nanaovana fanadihadiana akory...

Sonema daholo io fa hoe nahazo ekipa vaovao e... dia mody aseho hoe manovokovoko aloha..
4. endriny ( 06/02/2015 14:27)
Tsy azo hono lasa nitsoaka ilay sambo nitondra boa de raozy e... Sonema efa fahitanay izay... Sispensa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1221