Onitiana Realy

1. mpisotrtoaka ( 30/01/2015 07:38)
Fahalalanareo azy io !?
2. endriny ( 01/02/2015 07:37)
Ny fahalalako azy izao, dia izy niteny hoe tsy mila toerana politika izany fa hijanona ho mpanao gazety mba hiasa ho an'ny vahoaka... Izy no vahin'ny invite du Zoma tamin'izay ary Gilbert Raharizatovo no natao mpanontany... Dia tsy mitana ny teny nomeny ny vahoaka izy izany...
3. mpisotrtoaka ( 02/02/2015 05:22)
indrisy ! Hafa koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.442