Mba lasa aiza daholo ary ireny kandidà miseho hoe tia tanindrazana aho dia nirotsaka ireny ankehitriny e !? Tsy afaka miasa ho an'ny tanindrazana ve raha tsy azo ilay seza bory mampiteny hafahafa io ?
raha ny arako, dia tao ny lasa PM, tao ny lasa ministra, tao ny lasa conseiller, tao ny lasa .. niakatra fitsarana, ao ny mbola eo @ tournant hiditra any @ fitsarana ... lister-o tokoany hoe e...
fa sampona e... ilay hoe mpanelanelana (conseil electoral heverina ho neutre) koa izao lasa ministra.. ilay mpanao gazety nantenaina mba neutre koa .. asa nilendalenda villa koa angamba e... mety hoe tena tsy ampy ny tampi-maso azony teo ve...