Mamafy tahotra ingahy predidà sandoka Hery Rajaonarimampianina Jolay sy aogositra 2014 EBOLA e! eto Madagasikara novambra sy desambra 2014 PESTE e! eto Madagasikara!

1. nygasysoafifameno ( 31/01/2015 23:16)
VAOVAO TENA LEHIBE TENA ILAINA ary TSARA ho FANTATSIKA zanany momba n’i Madagasikara...

Jolay, aogositra 2014 teto Madagasikara… : aretina « EBOLA » e! « EBOLA » e!! “EBOLA”!!!
Novambra, desambra 2014 eto Madagasikara… aretina “PESTE” e ! “PESTE” e!! PESTE e!!!

AOKA ISIKA VAHOAKA malagasy Raiamandreny, Ray aman-dreny, Tanora, Ankizy, TSY IANJERA ao anatin’izany FANDRIKA FAMAFAZANA TAHOTRA sy HOROHORO tsy mahagaga ataon’ingay prezida SANDOKA Hery Rajaonarimampianina izany.(prezida nisandoka fifidianana tamin'ny vatsy vola JIOLAHY miafina tsy nisy famerana, solosaina fangalarana fifidianana France-Afrika, biletà fifidianana natao tany Afrika atsimo mba tsy ho hita FIRY nonisidina NANKAIIZA...

NY VAOVAO TENA LEHIBE TENA LEHIBA TOKOA ka tsy azontsika IHODIVIRANA, ho antsika VAHOAKA MALAGASY satria TENA mitondra ny haiFANAZAVANA haifampianarana tena SAROBIDY ary tena ILAINAINTSIKA mba ahafantarantsika ireo tena OLANA ifotony izay 55 taona (1960-2015) famotehana ny firenentsika izay. TENA TSARA BE satria ny Tale directeur sy ny secrétaire Général ny ONU “firenena mikambana no MIBABOKA, no maneho, MIAIKY ireo LAINGA mampidi-doza ary mamaky bantsilana azy. Jereo àry ao amin’ny internet YOUTUBE « Gouvernance mondiale qui s’y colle ? »
Ny tena Tsàra ho antsika malagasy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao dia MIARAKA mijery azy io Ny Raiamandreny, ireo Mpampianatra, ny mpanabe, ny Ray aman-dreny, ny Mpitondra fivavahana, ny Tafika, ny Tanora, ny Ankizy.

MAZAVA be ao ary MANAZAVA ry zareo fa mbola TSY NISY ary TSY MISY ny tena hoe Rafitra na « Vondrona iraisam-pirenena (nodradradradraina teto Madagasikara)» tena izy na tokony ho izy atao hitandrina sady anentana ny haififandraisana mifampitsinjo ny samy firenena… Mampitandrina ireo filoha Amerikana sy Europeana ry zareo Tale ao amin’ny ONU fa TSY AZO ATAO INTSONY ny mamafy LAINGA sy TAHOTRA !!! fa ampidi-doza !...manerana izao tontolo izao...Antso misokatra no amaranan-dry zareo izany iaraka hitady ny tena vahaolana matotra sy maharira…
JEREO avy eo ao amin’ny YOUTUBE ihany : « les DIX strategies de manipulation de masse » haifanabeazana sady haifampianarana no fampitandremana nataon’gahy CHOMSKY.

JEREO ao amin’ny youtube ihany : « les terribles révélations de jacques Chirac »

JEREO mbola ao amin’ny youtube ihany: “CEDS 50 ans toujours la crise” ny fanazavana maneho ny pedagojia haifampianarana sy ny haifanabeazana maha olom-pirenena mamakafaka ny tena olana ifotony sy ny vahaolana nataon’ Pr Tahina tao amin’ny CEDS Centre d’Etude Diplomatique et Stratégique teto Madagasikara.

AOKA ARY ISIKA TSY IANJERA ao anaty FANDRIKA FAMAFAZANA TAHOTRA sy HOROHORO ataon’ingahy Prezidà nisandoka vatsy VOLA JIOLAHY miafina TSY NISY FAMERANA solosaina FranceAfrika Biletà fifidianana tany Afrika prezida SANDOKA HERY Rajaonarimampianina : ny fanagadragadrana mpanao gazety, ny aretina EBOLA e ! EBOLA !! EBOLA !!! (tamin’ny volana jolay sy aogositra 2014)…( ny volana novambra sy desambra 2014 indray) ARETINA PESTA e ! PESTE e!! PESTE e!!! eto Madagsikara !!!...
janoary 2015 : dia nitsaotsaoka niala ingahy Kolo Roger Praiministra amboletra nodradradradrain’ny gazety isan’andro fa sady tsy mahafantatra akory ny andraikitra Praiministra no tsy mahafehy na ny teny malagasy na ny teny frantsay…dia nosoloina Praiministra sady Jeneraly no « CLUB ROTARY ». Club misy amin’ny firenena maro saingy sehatra FIFANAVOTANA ny samy MPIJIRIKA JILOAHY tsena miafina, takotakonana ny DIHY LANONANA sy asa soa kely…

MITOHY ny ezaka ataon’ i Madagasikara Manentana ny Kolontsaina, ny Haren-tsaina, ny
Haifampianarana, Ny Haifanabeazana ho olom-pirenena sy ny Hairindran’ny fampandrosoana. AOKA tsy ho adinontsika àry IRETO FANARENANA sy fanadiovana ary FIAROVANA FITO TSY AZO IHODIVIRANTSIKA intsony ho fanavotana an’i Madagasikara koa tsy MAINTSY ATAONTSIKA zanany.
- FANARENANA, fanadiovana sy FIAROVANA ny FIFIDIANANA rehetra (mba tsy ho VOAPOIZINA ho MPISANDOKA, JIOLAHY MAMONO an-jambany ny Firenena sy ny TARANAKA malagasy intsony na ny Prezidàn’ ny Repoblika, na ny Governemanta, na ny Antenimiera, ...).
- FANARENANA, fanadiovana ary FIAROVANA ny tontolo iainanan’ny Lalàna sy ny fitsaràna (voapoizin’ny Prezidà-JIOLAHY sy ny Governemanta adàla, ary ny Antenimiera adàla... ka samy MAMOHAFADY MAMONO ny Firenena sy ny TARANAKA Malagasy .
- Ny FANARENANA, fanadiovana sy FIAROVANA ny tonotolo iainan’ny TOEKARENA (mba tsy VOAROBAN’ireo JIOLAHY mitonona ho « Vondrona iraisam-pirenena » izay ambaran’ny ONU fa TSY NISY ary TSY MISY akory sy ireo JIOLAHY malagasy napetran-dry zareo eo amin’ny fitondrana tamin’ny fifidianana VOASANDOKA voapoizin-dry zareo 55 taona izao 1960-2015).
- Ny FANARENANA, fanadiovana ary FIAROVANA ny tontolo iainan’ny FAMPIANARANA sy FANABEAZANA. (Refondation stratégique pour un Système éducatif de qualité et une Education Citoyenne de haute qualité).
- Ny FANARENANA, Fanadiovana ary FIAROVANA ireo tontolo iainan’ny FITONDRANA rehetra.
- Ny FANARENANA, Fanadiovana ary FIAROVANA ny tontolo iainan’ny FIANGONANA sy ny Fivavahana ( mba tsy hifangaro amin’ny fanaovana POLITIKA MALOTO FANDIKA « fjkm » sady MAMOHAFADY no mamono firenena ary tena MAMONO an-jambany ny TARANAKA malagasy).
- Ny FANARENANA, fanadiovana ary FIAROVANA Ny tontolo iainan’ny TAFIKA Malagasy (maro ireo kolonely sy jeneraly no MIGADRA, na MISOLELAKA LONAKA anaty « CLUB » FOTAKA fitondrana SANDOKA ny firenentsika… hita be izany fa sady TSY AMPY ny FAHALALANA sy FAHAIZANA, OSA fampianarana ka TSY MANANA akory ny HAIJERY ary ny Hairindran’ny fampivoarana takian’ny ANDRAIKITRA AVO sy ny tena filàn’ny Firenena. TAFIKA tsy miaro firenena sy tanindrazana fa miray TSIKOMBAKOMBA amin’ny FISANDOANA fifidianana sy ireo JIOLAHY manao FANDROBANA sy amboletra ny fitondrana firenena .

Ny Profesora TAHINA
Enseignant pluridisciplinaire d’Université : d’Economie - de Mondialisation et des problèmes de relations internationales - de droit et des Institutions - de Gestions – mathématiques appliquées - de méthodologie - de Pratique systémique et de stratégie de développement.
Namorona ary prezidà n'i Madagasikara Manentana ny Kolontsaina, ny Haren-tsaina, ny
Haifampianarana, Ny Haifanabeazana ho olom-pirenena sy ny Hairindran’ny fampandrosoana. http://www.madagascar-animation-culturelle.blogspot.fr
novalian'i hery ny 01/02/2015 16:16
2. hery ( 01/02/2015 16:16)
dia mba misy mamaky ve itony :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1657