Mitady asa

1. mpisotrtoaka ( 28/01/2015 03:07)
Mitady asa resaka infographie na metteur en page na détoureur ! Malalaka be ny tapak'andro ! Atsy atsimondrano faritra andoharanofotsy no misy ahy ! Na resaka saisie na aide am cybercafé aza mety foana ! Ny karama izay hifanarahana !
novalian'i ombkel ny 03/04/2015 15:46
2. vazivazo ( 29/01/2015 12:21)
aiza ho aiza eo andoharanofotsy no misy anao ? mifanakaiky eto mants isika fa izahay eto tanjombato ihany dia azo atao ve n manatona anao sa afaka manome nomerao tel enw
mpisotrtoaka:

Mitady asa resaka infographie na metteur en page na détoureur ! Malalaka be ny tapak'andro ! Atsy atsimondrano faritra andoharanofotsy no misy ahy ! Na resaka saisie na aide am cybercafé aza mety foana ! Ny karama izay hifanarahana !
3. mpisotrtoaka ( 30/01/2015 05:13)

vazivazo:

aiza ho aiza eo andoharanofotsy no misy anao ? mifanakaiky eto mants isika fa izahay eto tanjombato ihany dia azo atao ve n manatona anao sa afaka manome nomerao tel enw
mpisotrtoaka:

Mitady asa resaka infographie na metteur en page na détoureur ! Malalaka be ny tapak'andro ! Atsy atsimondrano faritra andoharanofotsy no misy ahy ! Na resaka saisie na aide am cybercafé aza mety foana ! Ny karama izay hifanarahana !


Afaka tsara mihits ! fa aleo ary am message privée
4. ombkel ( 03/04/2015 15:46)
Izaho koa ry zareo mba mitady asa toy ny soafera taxi ville na service patron an. Dia raha misy an'le saisie ireny tena haintsika tsara mihintsy. Ety tanjombato atsimondrano no fonenako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4481