Saint Valentin

1. NiainaRalay
(
28/01/2015 05:34)
Inona ny fanomezana hatolotrao ny olontinao @ty St Valentin ty?
novalian'i booboo ny 14/02/2015 17:10

2. makouto
(
28/01/2015 06:15)
NiainaRalay:
Inona ny fanomezana hatolotrao ny olontinao @ty St Valentin ty?
fitiavana ihany d ampy

4. mpisotrtoaka
(
30/01/2015 05:12)
pilplan ! Vazivazy zany fa tondrahy rano le fitia saika maty d kopahy tsara hirehitra toy ny tam voalohany e ! aza miandry 14 février zany !

5. Strong3
(
30/01/2015 05:31)
NiainaRalay:
Inona ny fanomezana hatolotrao ny olontinao @ty St Valentin ty?
Pilplan ! hihih tena tiany io satria illimité ianareo roa :p (tandremo fa makarary ny fanaovana ireny ; indrindra raha tsy voafehy tsara ny fanaovana azy na koa tsy miovaova sy manantona dr efa tena zatra ny tena)
firavaka izao no mba tiany hono , aiza no misy mba tena tsara nefa azo moramora kokoa noho ny any amin'ny karana

10. kalanyah
(
02/02/2015 05:05)
Dia mankahery anao ahita raha mitady, fa tsy voatery hisy koa anie e!Ara-barotra no tena be dia be amin'io 14 febroary io
tovo837:
kalanyah:
Tsy hankalaza akory aho
slt za mbola tsy manana d ahona no atao

11. mirananirina
(
03/02/2015 18:32)
Tsy maintsy hoe mila fanomezana foana ve? hihi, fahasambarana tokoa aloha ilay mahazo cadeau kely e

12. shala
(
08/02/2015 10:55)
kalanyah:
Dia mankahery anao ahita raha mitady, fa tsy voatery hisy koa anie e!Ara-barotra no tena be dia be amin'io 14 febroary io
tovo837:
kalanyah:
Tsy hankalaza akory aho
slt za mbola tsy manana d ahona no atao
Atraty le ts ankalaza akory,nefa kosa tsy mitady.alors sad tsy anome tsy mahazo

15. booboo
(
14/02/2015 17:10)
Kalanyah > kony e ? :-D. Mety hoe fety kômersial fa ny fitiavana ny tena tsy azo hadinoana, saika hosoratako hoe fitiavan-tena fa toa hafa² indray ny dikany raha izay ( quoique... ) ^_^