PilPlan 72h

1. NiainaRalay ( 26/01/2015 12:37)
Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotra sao hitoe-java dia nihinana PilPlan 72h araky ny hevitry ny rasazy! ny 24 janoary teo anefa dia nisy Rà kely nivoaka tato amiko, ataoko fa tonga Règle aho kanefa tsy nitohy akory iny hatramin'izao Alatsinainy izao! inona ny mety dikan'ilay Rà kely nivoaka!
Misaotra indrindra @fanampianareo ahy
novalian'i josiah ny 17/02/2015 22:16
2. josiah ( 17/02/2015 22:16)
Normal akia ilay mivoaka ra kely an, aza matahotra ndry fa zany mihitsy io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2497