Mba mila hevitra indray aho ry zareo!
Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotra sao hitoe-java dia nihinana PilPlan 72h araky ny hevitry ny rasazy! ny 24 janoary teo anefa dia nisy Rà kely nivoaka tato amiko, ataoko fa tonga Règle aho kanefa tsy nitohy akory iny hatramin'izao Alatsinainy izao! inona ny mety dikan'ilay Rà kely nivoaka!
Misaotra indrindra @fanampianareo ahy