harcelement

1. rhaj0 ( 30/12/2014 16:11)
tena mampalahelo rey olona ity resaka harcelement ity a... mila ampahalalaina araka izay azo atao hoe inona no mitranga, fa hotry ny normal ilay izy, nefa anie ireo victims ka tena potika mihintsy ny fiainany. Dia hotry ny ireo victimes indray no coupable.

Inty izao ny mitranga ao Quebec ao... Izany azany efa mba hoe tany mandroso, tsy tokony misy izany machisme izany fa efa misy ny feministe, tsy tokony misy mandika lalAna fa mba mandeha ny Fitsarana, fa dia eeee... mampalahelo ireo viavy victim...

http://www.lapresse.ca/
Près d'un million de victimes silencieuses
29,5% de tous les Canadiens ont déjà subi des avances ou des contacts sexuels non désirés dans le cadre de leur travail
43% des femmes et 12% des hommes ont subi des avances sexuelles verbales
20% des femmes et 9% des hommes ont subi des contacts sexuels

leaza... 1 @ vhv 5 izany voakitika ???

Dia ny iray @ reninao na ny vadinao na ny anabavinao na ny zanakao vavy na ny namanao vavy izany no voa-agresser-n'ny bandy sexuellement ao am-piasana ao.

2. 5laody ( 30/12/2014 17:56)
Mbola raharaha lavitra io ry akama ary mila fampielezan-kevitra mihitsy hahatonga saina ny maro:

-Ny mpikitika tsy matahotra lalàna satria tsapany fa mety tsy ho sahy handeha lavitra ilay kitihina satria matetika manapatra fahefana izy.

-Ny olona itarainana indraindray tsy mandray ilay fitarainana ho matotra. (Manana hevitra tsy nosainina izy hoe; vokatry ny fihetsikao provoquant no nahatonga ilay izy ohatra)

-Ny olona voakitika tsy mahasahy mametraka fitarainana satria matahotra ho very asa no matahotra tsy hisy hihaino.

ny tsara ampitaina izany dia ny hoe raha sendra iharan'ny harcèlement ny olona anankiray, (tokony ho fantatry ny besinimaro aloha hoe inona ny harcèlement) dia aiza izy no afaka hitaraina mba hahomby kokoa ny famaizana ny tompon'andraikitra.

mety misy associations mikarakara azy tsara alehany alohan'ny hametrahana fitarainana any amin'ny prà ohatra.

Ary ahely ho fantatra hoe migadra firy taona izay mpikitika sy residivista.

Mety ho vitandry zareo vetivety izany raha any amin'ny tany mandroso misy anao any fa mba diniho anie hoe mbola aiza ny amin'ny tany toy ny antsika.

Raha mbola resaka parole contre parole mantsy dia hisy fizarana manaraka indray ilay tantara nalefanao atsy ambadika atsy.(izay hita hoe gravy kokoa...)

3. rhaj0 ( 30/12/2014 22:15)
5laody:
tokony ho fantatry ny besinimaro aloha hoe inona ny harcèlement

io ry nama na dia teto fotsiny azany... hitako tatsy @ Resa-Dehilahy in-1 mandeha, dia miresaka ry bandy isany, dia hoe, ahoana ilay mamely ilay mpiasa ao an-trano... Dia tena hotry ny normal mihintsy izany amin-drizalahy .. f'angaha dia fanaka rey olona ity mpiasa ao -tranonao ka dia hanaparanao ny sitraponao ????

Niresaka t@ olona taty aho, Dia hozy ilay rangahy. Isika miaraka eto anie ka tena privilEgiE.. Ny fiainana iainantsika dia ahafahantsika mahita sy mahatsapa ny rariny/hitsiny/marina.. mampianatra ny zanantsika isika izany ary miaina ao anatin'izany.

Fa misy ireo olona sy ankizy, matetika ireo mahantra, dia ao @ fiainany mahantra ao... dia tena tsy manana notion-na "rariny/hitsiny/marina" mihintsy izy. Tena tsisy compassion. Na dia hoe, ohatra hoe, mandeha any am-piangonana azany, rahefa ao anatin'ilay environnement mahantra, dia zero fahatsapana ny rariny/hitsiny/marina. zero compassion..

Dia tena 'raharaha lavitra" tokoany ilay izy.. tena marary ny fo ary ontsa tanteraka aho mieritreritra an'izany.. Tsy hita izay atao.. ny iresahana azy eto ve ohatra mba hanampy ??

4. 5laody ( 31/12/2014 12:01)

rhaj0:

Erikerika no mahatondra-drano ary maimaim-poana ny internet ka dia anisan'ny ahafahan'ny maro mandinika angamba raha resahina toy izao ny tranga toy itony.

Tsy fantatro raha ny fikambanana toy ny FISA (fianakaviana sambatra) ireny no tokony halehan'ny olona iharan'ny harcèlement sy ny zavatra giravy toy ny kapo-dahy mba ahafahany mitory sy ahazoany fanohanana psikôlôjika sy ara-pahasalamana.

Araka ny voalaza amin'ilay rohy nomenao teo ambony dia sarotra amin'ilay olona mihitsy ny miresaka ny momba ny nanjo azy. Ary misy aza moa mahita hoe normal raha misy izany zavatra izany. Ka aparitaho any amin'ny blaogy sy ny internety any izay afaka entinao hanatsarana fiaraha-monina.

Mirary taona 2015 Sambatra ho antsika rehetra.
5. rhaj0 ( 31/12/2014 15:58)
Vao omaly aho nahita entrevue an'i Lebron James (basketteur). Tena nanaitra ahy ilay izy, satria ny basketteurs matetika dia ireo ilay macho ireny, miaraka samy ambodia dia ambodia ao tokoany, ary dia mi-traiter ny vhv tahakan'ny ... vhv (miala tsiny fa tena mampalahelo, fa izay ilay izy).

Dia hozy anefa I Lebron.. ny itaizako ny zanako (manana ado 2 lahy ilery) dia :
[i]Respect women, at an all-time high.[/I]
http://bleacherreport.com/
Manaja ambony dia ambony ny vehivavy !!! Izay no valeur ampitaina ny ankizy, ary izay no atao laharam-pahamehana voalohany.

Ho an'ny ranabavy sy reny ary zanaka vavy any rehetra any (sy ny eto @ Resa-Behivavy eto)... mirary anareo taona vaovao sambatra...
6. hery ( 02/01/2015 23:24)
Ny fanabeazana tokoa angamba no azontsika ihoriranana any amin'ny tany andalam-pandrosoana satria ny fitsaràna sy ny teknolojia mbola tsy azo ianteherana.

7. rhaj0 ( 05/01/2015 17:51)
Raha ny fahitako azy, ny "fanabeazana" dia tsy voatery hoe kabary na an-tsekoly, fa fotsiny fizarana vaovao sy fiarahana mamahabaha.

Dia rahefa misy vaovao ka miresaka harcelement, dia avermiberina ho fanta-poko fanta-pirenena. Ny iresahana sy amadibadihana azy no ahatonga saina, na ny harceleur na ny victime.

Ohatra, @ ilay gazety la presse etsy ambony dia hoe ..
Pendant près de deux ans, Sarah a subi les baisers forcés, les mains baladeuses et, finalement, les foudres de son directeur général

Izany koa ohatra ny amerimberenako (eto) ny @ ireo "pretra (sasany) nanolana ankizy".. "fanabeazana" daholo izany ry Hery a...

8. rhaj0 ( 06/01/2015 13:28)
5laody:
tokony ho fantatry ny besinimaro aloha hoe inona ny harcèlement

ka dia mila ampitomboina izany ny ohatra, zava-misy niainana ary nijalian'ireo viavy..

À Joliette, une jeune serveuse de 17 ans a subi les avances de son patron quadragénaire, qui lui a plusieurs fois caressé les fesses, les seins et l'entrejambe. L'adolescente «avait peur pour sa réputation, peur de perdre son emploi qui était important à ses yeux, car l'accusé lui avait dit que si elle parlait de ce qu'il lui faisait, elle ne retrouverait jamais plus de travail, personne ne la croirait, elle aurait l'air d'une folle»

Izaho mino fa any amintsika dia tena ... ilay "droit de cuissage" io hono e...
9. rhaj0 ( 06/01/2015 15:43)
5laody:
tokony ho fantatry ny besinimaro aloha hoe inona ny harcèlement

En 2014, le Dr Stephen Daniel Harrison, 50 ans, a été radié pour un an après avoir harcelé une étudiante en médecine, qu'il supervisait à l'hôpital St. Mary's de Montréal. Il l'avait attirée dans un recoin où il avait exigé qu'elle touche son pénis, l'avait caressée et avait éjaculé devant elle. Apeurée, l'étudiante a attendu trois mois avant de le dénoncer au Collège des médecins.

ntssss... tsisy tsy mahalala ny fataon-dry profesorabe tao @ U tao... ry iza ilay ophtalmo efa lasana iny.. .etsetra... ireo tatsy @ CSR... Efa vita hira moa izy io @ ilay hoe "Ramose Tan-tan-ta Sady Namoaka", nefa tena mino aho fa mbola mamely rizalahy..
10. rhaj0 ( 06/01/2015 20:04)
5laody:
tokony ho fantatry ny besinimaro aloha hoe inona ny harcèlement

Victime d'attouchements dans un vestiaire, la femme de chambre a même vu ses collègues de liguer contre elle, ce qui a accentué son traumatisme, a souligné la Commission des lésions professionnelles cette année.
11. rhaj0 ( 06/01/2015 20:17)
5laody:
tokony ho fantatry ny besinimaro aloha hoe inona ny harcèlement

Pendant des mois, un ancien collègue l'avait déshabillée du regard, lui suggérant des ménages à trois et des positions sexuelles, la coinçant dans l'escalier et se léchant les lèvres en la voyant apparaître.
12. mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:18)

5laody:

rhaj0:

5laody:
tokony ho fantatry ny besinimaro aloha hoe inona ny harcèlement

io ry nama na dia teto fotsiny azany... hitako tatsy @ Resa-Dehilahy in-1 mandeha, dia miresaka ry bandy isany, dia hoe, ahoana ilay mamely ilay mpiasa ao an-trano... Dia tena hotry ny normal mihintsy izany amin-drizalahy .. f'angaha dia fanaka rey olona ity mpiasa ao -tranonao ka dia hanaparanao ny sitraponao ????

Niresaka t@ olona taty aho, Dia hozy ilay rangahy. Isika miaraka eto anie ka tena privilEgiE.. Ny fiainana iainantsika dia ahafahantsika mahita sy mahatsapa ny rariny/hitsiny/marina.. mampianatra ny zanantsika isika izany ary miaina ao anatin'izany.

Fa misy ireo olona sy ankizy, matetika ireo mahantra, dia ao @ fiainany mahantra ao... dia tena tsy manana notion-na "rariny/hitsiny/marina" mihintsy izy. Tena tsisy compassion. Na dia hoe, ohatra hoe, mandeha any am-piangonana azany, rahefa ao anatin'ilay environnement mahantra, dia zero fahatsapana ny rariny/hitsiny/marina. zero compassion..

Dia tena 'raharaha lavitra" tokoany ilay izy.. tena marary ny fo ary ontsa tanteraka aho mieritreritra an'izany.. Tsy hita izay atao.. ny iresahana azy eto ve ohatra mba hanampy ??

Erikerika no mahatondra-drano ary maimaim-poana ny internet ka dia anisan'ny ahafahan'ny maro mandinika angamba raha resahina toy izao ny tranga toy itony.

Tsy fantatro raha ny fikambanana toy ny FISA (fianakaviana sambatra) ireny no tokony halehan'ny olona iharan'ny harcèlement sy ny zavatra giravy toy ny kapo-dahy mba ahafahany mitory sy ahazoany fanohanana psikôlôjika sy ara-pahasalamana.

Araka ny voalaza amin'ilay rohy nomenao teo ambony dia sarotra amin'ilay olona mihitsy ny miresaka ny momba ny nanjo azy. Ary misy aza moa mahita hoe normal raha misy izany zavatra izany. Ka aparitaho any amin'ny blaogy sy ny internety any izay afaka entinao hanatsarana fiaraha-monina.

Mirary taona 2015 Sambatra ho antsika rehetra.

Maimaim-poana ahoana lehity ! Aty amnay ar tena lafo a ! Iray minitra amle mandeha mora kely 20 ar be izao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0969