dernière ligne droite pour Hery Rajaonarimampianina

1. rabaradaka ( 06/01/2015 13:05)
Voalohany aloha dia bonané daolo nareo !
Raha mbola ry Rivo Rakotovao, Henry Rabary-Njaka sy ny Rachid ary ry Harisson Randriarimanana no henooin'i Hery Filoha hajaina dia ho rava io fitondrana io. Efa milentika ange ny sambo ry Hery e ! Matoa tsy nisy vola navoakan'ny communauté internationale nandritra ny 2014 dia tokony ho tonga saina ianao, tsy mamely ianao sy ny ekipanao !
Esory haingana ireo ary ravao haingana io gouvernement io ! Aza andrasana ho may ny tanety vao hoe ampio aho leretsy ! Asa na fantatry Hery fa vola amina miliara be dia be no atobaky ny ekipan-dRajjoelina handravana ny fitondrana ary miaramilan'ny Tetezamita maro no efa manomana paika ady hamotehana ny fitondrana ! I Hery koa aloha sady bandy tsy rototra no tao tsy mahay mitondra e ! Ho rava ange ity ra-Hery e !
Dernière ligne droit hatramin'ny 15 Janvier 2015 ho anao io !
Bonne chance Hery a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4136