Fanalan-jaza vokatry ny tsy azo nanoharana

1. NiainaRalay ( 03/01/2015 11:44)
Izao dia vehivavy 20 taona, noho ny antony tsy azo nanoharana dia tsy maintsy nanala zaza aho, efa mivoaka tsikelikely ny ra sy ireo zavatra tao, ary efa nanao Fizahana in-telo teny @tobim-pahasalamana, ny fanotaniako dia izao, tokony firy andro no mijanona ny ra mivoaka dia ahoana no ahafantarana fa tsy misy zavatra intsony ao? Misaotra @fahatsapana
répondu par iriantso15 le 08/01/2015 11:02
2. booboo ( 04/01/2015 17:55)
Ny tena tsara indrindra dia miverina any @ gynéco manao consultation farany ;-).
3. Dreamlover14 ( 05/01/2015 06:32)
Raha nandalo gynéco enao t@ io fanalan-jaza io dia izy irery ihany no mahita ny tohiny rehetra. Tsara manatona any alohan'ny zavatra rehetra. Raha nanao Dokotera tena ianao nanao an'io dia mampatahotra ihany ny tohiny. Dikan'izany dia aleo manatona Dokotera hatrany mijery izay tohiny sao hisi voka-dratsiny @ toebatanao io.
4. iriantso15 ( 08/01/2015 11:02)

NiainaRalay:

Izao dia vehivavy 20 taona, noho ny antony tsy azo nanoharana dia tsy maintsy nanala zaza aho, efa mivoaka tsikelikely ny ra sy ireo zavatra tao, ary efa nanao Fizahana in-telo teny @tobim-pahasalamana, ny fanotaniako dia izao, tokony firy andro no mijanona ny ra mivoaka dia ahoana no ahafantarana fa tsy misy zavatra intsony ao? Misaotra @fahatsapana
manantona enao rasazy ,na dokotera fantatr fa manahirana be io.ngah enao ts naka toro hevitra t@ ol fa tonga de nanao anzan fotsin.mampalaelo zan,fa na izany aza ,aza manao anzany tsony fa mitandrema tena,fa ts vits n efa teo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9058