Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Maranatha ( 05/12/2014 07:14)
NY ZAVATRA IAINAN’NY ANKAMOROAN’NY OLONA
[color=blue] «Raha ohatra isika mahafantatra marina ny amin’ilay iraka nampanaovina an’i Kristy teto ambonin’ny tany sy ny amin’ny asa izay ataontsika , dia tsy ho kivy mihitsy isika satria ... suite
répondu par kakalahy le 06/12/2014 19:02
moustaraf ( 04/12/2014 12:34)
AVY AIZA NY NOEL: NO-EL : NOELY
NO-EL ! lavintsika tokoa ve i EL? EL: ilay nampisy ny lanitra sy ny tany EL: ilay nivavahan'i Abraham, Itshak , Yaakov EL: nanome antsika ny mpamonjy dia ny zanany malalany Inona no mitranga? [b]Jere... suite
répondu par RBNIR le 14/12/2014 07:20
moustaraf ( 04/12/2014 10:33)
NO-EL / NOEL / NOELY
NO-EL ! lavintsika tokoa ve i EL? EL: ilay nampisy ny lanitra sy ny tany EL: ilay nivavahan'i Abraham, Itshak , Yaakov EL: nanome antsika ny mpamonjy dia ny zanany malalany Inona no mitranga? [b]Jere... suite
répondu par mpisotrtoaka le 12/01/2015 05:06
rabaradaka ( 04/12/2014 08:02)
Inona no resaka any ? Tatasika indray ity e !
Hay ve ity PM Kolo Roger tsy manana diplôme de doctorat en médecine akory izany hoe tsy dokotera fa technicien en radiologie et en IRM, izany hoe bac +2 fotsiny. Hay ny zandrin'ny première dame no ... suite
répondu par rabaradaka le 13/12/2014 07:31
endriny ( 04/12/2014 06:43)
Rahoviana vao mba ho tena tsapa eto izany vidin-tsolika midina izany
Tsy misy midina eo e... suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/01/2015 07:28
endriny ( 04/12/2014 05:51)
Iza avy ireo fianakaviana taranak'i Jesosy
Maro ireo fianakaviana Frantsay sy Espaniola mitonona fa taranak'i Jesosy. Fa ahoana no maha tarak'i Jesosy azy ireo?... suite
répondu par endriny le 13/01/2015 07:50
rhaj0 ( 03/12/2014 17:13)
Namana imaginaire
Asa ianao raha mba nanaraka ny tantaran'i [url=http://www.welovemac.net/caillou-et-georges-6-histoires-animees-en-lot-sur-lapp-store/]Caillou sy G.[/url] I Caillou dia manana "namana imaginaire" ant... suite
répondu par rhaj0 le 11/12/2014 17:27
sitlo ( 02/12/2014 23:27)
Ilay volana faha-13?
Mba nankaiza ilay volana faha-13 e? Tena mba nandinika aho fa tsy arako. Araka ny tantara moa dia anisan'ireo toerana nampiasa ny volana ny malagasy. Andro = andro + alina Herinandro = miherina ny an... suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/01/2015 04:53
bor2lais ( 02/12/2014 13:28)
Niova làlana (2)
Nahita ny lohateny naroson'ny namana Tefigasy etsy ambany dia nahatsiaro ny tantara ao amin'ny Baiboly mikasika ny magy. Ny magy izay azo lazaina fa "[b]siantifika[/b]" dia azo lazaina ihany fa [b][u... suite
répondu par rhaj0 le 08/12/2014 15:34
booboo ( 01/12/2014 12:25)
Boky angano ho an'ny kilonga
Raha afaka mankany @ FB ianao dia tsidiho ny rindrin'ny " Association Mikolo ". Namoaka boky angano amin'ny teny malagasy sy frantsay zareo ho an'ny kilonga latsaky ny 10 taona. Ao @ rindrina ao aby ... suite
répondu par sitlo le 01/12/2014 20:31
Maranatha ( 01/12/2014 10:59)
IREO LOZA ATERAKY NY TSY FIRAHARAHINA SY TSY FANANANA FAHALIANANA
[color=green]«Aoka ianao hanintona lehilahy sy vehivavy maro hiala avy ao anatin’ny tsy firaharahina ny ara-panahy . Tantarao amin’izy ireo ny fomba nandraisanao an’i Jesosy , ary ambarao amin... suite
répondu par Maranatha le 02/12/2014 05:05
RBNIR ( 29/11/2014 17:31)
INONA NY ANTON'NY VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA?
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=zXmdk1uhUUE[/youtube] ISA-MARAINA AMIN'NY 5ORA SY SASANY KA HATRAMIN'NY 6 ORA AO AMIN'NY KOLO TV (ALATSINAINY KA HATRAMIN'NY ZOMA) EFA HITANAO AMIN'NY CANAL ... suite
répondu par ranthson le 21/08/2015 07:47
rabaradaka ( 29/11/2014 06:18)
Very hevitra ny HVM, hiala sa hanaiky ny tenin'ny rehetra
Mangovitra ny patalohan'ingahy Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany fa toa tsy maintsy hirosoana ny Fampihavanam-pirenena. Mitady izay fomba rehetra hialana amin'io ry zareo ary mahavita manakarama ... suite
répondu par rabaradaka le 04/12/2014 07:51
Hery092 ( 28/11/2014 14:04)
((((( À l'aide )))))
Salama daholo ! Misy hiran'i[b] Liva Ravel (Relija)[/b], version originale ve ? (video), ilay hoe : [i]Relija a, mahay manao tsapiky[/i]... Tsy ito tao amin'ny [i]iotoba[/i] ito (ity ambany ity) fa ... suite
répondu par Hery092 le 02/12/2014 09:20
endriny ( 28/11/2014 10:05)
Lasan'i Patric ve ny kil?
Mety betsaka angamba ny tao amin'ny FJKM Analakely sy ny Fiangonana manodidina no nanara-dia an'i Voahangy sy Patrick ao amin'ny Roxy, ka dia miala any indray ny filazana hoe: "666" ireo e, Masaonika ... suite
répondu par gasy1zay le 09/12/2014 15:32
Maranatha ( 28/11/2014 06:44)
ANTSO HO AMIN’NY FIFOHAZANA
[color=blue]“Ireo Kristiana dia tsy maintsy miomana amin’ny oram-baratra izay hipoaka tsy ho ela intsony izay hihatra tampoka sy mafy amin’izy ireo. Fandinihana lalina ny Tenin’i Ray izay any... suite
Tefigasy ( 27/11/2014 07:23)
Niova lalana
Nisy tovovavy iray, andeha atao hoe bozy ny anarany fa ndrao hanahirana raha sendra misy mahafantatra, notaizana tao amin'ny fivavahana kristianina: nampianarina sekoly alahady, niroso tamin'ny fianar... suite
répondu par rhaj0 le 01/12/2014 17:08
Hery092 ( 27/11/2014 05:52)
Handalina resa-pivavahana ?
www.3f-ariel.fr.gd... suite
répondu par rougenoir le 03/07/2017 14:55
endriny ( 26/11/2014 08:39)
Tezitra be ilay Ramatoa mpivavaka fa tsy manaja ny Krismasy hono ny Sinoa eto Behoririka
Ramatoa iray niantsena no nitabataba: "Efa ho avy ny farany fa ny andro fankalazana ny nahaterahan'ny mpamonjy aza, dadabe noely sy hazo noely no mameno ny tsena fa tsy sarimasina ankalazana ny krisma... suite
répondu par endriny le 02/12/2014 17:58
miarana ( 26/11/2014 08:27)
Karatra fikiky
Mitondra aretina ny mikiky ny karatra fikiky amin'ny hoho toy ny fahana na ny karatra misy loka miafina... Misy afaka manamarina izany ve isika ?... suite
répondu par bichette le 08/12/2014 16:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4538