Boky angano ho an'ny kilonga

1. booboo ( 01/12/2014 12:25)
Raha afaka mankany @ FB ianao dia tsidiho ny rindrin'ny " Association Mikolo ". Namoaka boky angano amin'ny teny malagasy sy frantsay zareo ho an'ny kilonga latsaky ny 10 taona. Ao @ rindrina ao aby ny andiny² raha te hividy ilay boky, afaka manao livraison n'aiza² zareo.

( tsy haiko na anaty fitsipika na tsia ny fanaovana pub ? :-P )
novalian'i sitlo ny 01/12/2014 20:31
2. sitlo ( 01/12/2014 20:31)
mesy booboo nizara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3797