Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Hery092
(
25/11/2014 11:08)
Baiboly dikan-tenin'izao tontolo izao (part 1)
Salama daholo isika !
Toa ara-paminaniana ihany ny fandehanan'ny resaka Anarana sy teny maro hafa[i] (de:hebreo) [/i]nadika (baiboly no resaka) sy nasandratry ny kristiana, tato amin'ny serasera, tsy...
tohiny
novalian'i ZahZay ny 26/01/2015 05:49
ryana
(
25/11/2014 08:12)
Terrine de canard
Amin'izao andro fety izao
400g magret de canard fisahana en escalope ; ary 400g jambon en bâtonnets matevina;
-hafanaina ny 10 cl crème fraîche ; alona rano feuilles de gélatine 2 ; rehefa mafana...
tohiny
novalian'i booboo ny 01/12/2014 17:30
ryana
(
25/11/2014 08:10)
Sakafo malagasy anio
Sakafo malagasy anio
gouter : mangahazo endasina sy sauce voanjo (na sakafo hariva)
- andrahoina ny mangahazo lena voatapaka lavalava ary asiana sira kely.
mandrapaha-masaka ny mangahazo dia manao sa...
tohiny
novalian'i booboo ny 25/11/2014 18:33
rabaradaka
(
25/11/2014 05:11)
Fa maninona no simbaina mihitsy ny INFA ?
Lasa ny bado dia miditra ny kentrina, izay no azo ilazana ny mpitantana ny INFA. Fa maninona ny Fitondrana Rajaonarimampianina no manimba zavatra toa izany, dia tsisy olona mahay afaka hitantana ny IN...
tohiny
Tefigasy
(
25/11/2014 04:16)
Sambatra izay olona mialoka Aminy
Tao amin'ny tokan-trano iray kristianina, antonotonony ihany ara-pivelomana: tojo tsy fahasalamana ity renim-pianakaviana (nisy tumeur tao aminy). Efa nohazavain'ny dokotera tamin'izy ireo fa mitondra...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 04/12/2014 12:15
seul110
(
24/11/2014 12:22)
Azafady mba saika hanotany e! resaka direction gol...
Azafady mba saika hanotany e! resaka direction golf type 3 ilay izy : rehefa manao manoeuvre ka avily hatr@ farany ny direction de averina @zay dia mis mipoaka kely (ktakkk) izay re aty @ volant mihit...
tohiny
novalian'i 5laody ny 27/11/2014 17:26
Maranatha
(
24/11/2014 09:57)
NY TSY MAINTSY ILANA NY FANAVAOZANA
[color=blue]«Araka ny fahazavana izay nomen’ny Tompo ahy , fantatro fa tsy afa-po mihitsy Izy amin’ny zavatra maro izay niseho mikasika ireo mpiasa . Andriamanitra dia tsy nanome ahy ny antsipir...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 24/11/2014 14:11
Tefigasy
(
24/11/2014 07:03)
Fantatrao ve ny Tompo
Tovovavy kely iray manana fahasembanana i Sarindra. Tsy mahay miteny izy no tsy mahay manetsika tsara ny tanany toa ny olon-drehetra ary be rarakivy ihany koa. Hatramin'ny fahakeliny dia tomany sy fah...
tohiny
arnaud14
(
23/11/2014 16:50)
mitady zaza hatsangana vehivavy
hatsangana ara-panjakana ary zaza tena salama tsara,maniry ary manantena ny fanampiana avy @nareo izahay mivady!...
tohiny
novalian'i hery ny 25/11/2014 07:54
chakakely
(
21/11/2014 19:22)
mitady namana mipetraka any portugal
Manaona daholo ooo
saika mba hanotany raha misy eto namana mipetrakaany portugal azafady mba hametrahana fanontanina ny momba momba ny fiainana any sy ny demarche administratif rehetra any raha mikasa...
tohiny
gasy1zay
(
21/11/2014 15:23)
Mba ahoana ny hevitrareo @ ireo Franc Maçon
Gaga ny gasy raha nahare fa Franc Maçon i Jean Louis Robinson Heritaona lasa izay, hita koa anefa fa ingahy Hery Rajaonarimampianina koa anefa dia mpikambana ao @ ito Franc Maçon ito.
Ahoana ny fahi...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 08/12/2014 20:51
tahianamalagasy
(
21/11/2014 07:51)
Mitady trano na hotely meuble BAGNEUX na CACHAN
Mba mila fanampiana! Raha sendra mahita trano na hotely meublé, ka mora isika, dia tena mety be amiko raha BAGNEUX na CACHAN! Dia misaotra indrindra mialoa, ary mirary soa e!...
tohiny
tahianamalagasy
(
21/11/2014 07:39)
Fitadiavana trano na hotely mora eto Paris na BAGNEUX na CACHAN (Tohiny)
Miala tsiny, fa niampy le mba ilaiko fanampiana! Raha sendra mahita trano na hotely meublé, ka mora isika, dia tena mety be amiko raha BAGNEUX na CACHAN! Dia misaootra indrindra mialoa, ary mirary so...
tohiny
novalian'i booboo ny 26/11/2014 08:13
Maranatha
(
21/11/2014 05:14)
MIAINA AO ANATIN’NY FANJAKAN’I RAY IZAY ANY ANDANITRA
[color=green]Ary nahare feo mahery avy teo amin’ny seza fiandrianana aho nanao hoe : Indro ny taberinakelin’Andriamanitra dia eo amin’ny olona , ary Izy hitoetra eo aminy , ary ireo ho olony , a...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 21/11/2014 16:38
Tefigasy
(
21/11/2014 04:00)
Kapoka & tsoran-kazo
Nisy zazavavy kely iray: Ony no anarany, telo taona izy. Anisan'ny tena nifampatoky tamin'ny ray aman-dreniny tokoa i Ony satria tsy mbola hita nandainga na nagala-pinana na naka zavatra tsy nierana n...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/12/2014 15:03
Charoumeni
(
20/11/2014 14:20)
Transfert bancaire
Miarahaba ny namana rehetra
Mba mila torohevitra amirsika namana eto @ serasera aho momba ny fandefasana vola any ivelany amin alalan banky.
Mikasa handefa vola any ivelany aho manko. Nanotany banky...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 20/07/2015 15:22
Tefigasy
(
20/11/2014 05:21)
Miraharaha sy mamonjy Jeso / Tsy mandraharaha Jeso
Indray andro, rehefa avy nampianatra Jeso dia naniraka ny mpianany hialoha azy ho any amin'ny toerana iray atao hoe Betsaida fa Izy kosa mbola handeha hitokana hivavaka. Efa hariva ny andro tamin'io, ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/12/2014 18:38
Longonao
(
19/11/2014 16:14)
Antimo-andrefa
Akory iaby,
Mila fomba hahazoa safà (voambolana) noho lilimbola (fitsipi-pitenena) baka amy faritsy antimo-andrefa atoy aho, laha misy amintsika mahita.
Vezo noho masikoro ro tena ilako.
Le fa misaot...
tohiny
novalian'i tojonjanahary ny 08/07/2015 07:01
Maranatha
(
18/11/2014 05:00)
NY FANATANTERAHANA AN’ILAY DIDIM-PITSARANA
[color=green]Rehefa hanomboka ny fitsara , ary ny tsirairay dia ho tsaraina araka izay voasoratra ao antin’ireo boky , ny fahefan’ny lalàn’ Andriamanitra dia ho raisina amin’ny fomba hafa iza...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 21/11/2014 14:20
rhaj0
(
17/11/2014 11:38)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (3)
Dia nahita sarimihetsika indray aho ho'a, mbola mikasika ny [u]famonoana ny maha-olona[/u] nataon'ny pretra katolika (sasany). Ary dia nofongariko indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/11/2014 15:31
