Fa maninona no simbaina mihitsy ny INFA ?

1. rabaradaka ( 25/11/2014 05:11)
Lasa ny bado dia miditra ny kentrina, izay no azo ilazana ny mpitantana ny INFA. Fa maninona ny Fitondrana Rajaonarimampianina no manimba zavatra toa izany, dia tsisy olona mahay afaka hitantana ny INFA mihitsy ve eto Madagasikara no olona toa ireo no ao ? Izany Pilaza izany tompoko na dia nahavita CEDS aza dia tsy alehany mihitsy, izany rangahy notendrena ho DFP izany topoko dia naka vola efa hatramin'ny 175 millions ariary nanaovana afera tamin'ny concours farany teo nefa tsy nisy afaka na iray aza ny olona nakany vola dia izao izy efa miketrika sahady. Izany ve no hitantana ny INFA ? Sa kopaka isasahana amin'ny HVM ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2528