mitady namana mipetraka any portugal

1. chakakely ( 21/11/2014 19:22)
Manaona daholo ooo
saika mba hanotany raha misy eto namana mipetrakaany portugal azafady mba hametrahana fanontanina ny momba momba ny fiainana any sy ny demarche administratif rehetra any raha mikasa ny hipetraka any ny tenako moa tsy mbola mahay miteny portugais ka tsy hafaka mijery mivantana eto ka mba mitady namana eeeee misaotra betsaka mialoha oooo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1451