Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rabaradaka ( 10/11/2014 14:05)
Nahoana no tsy hadihadiana ny tompon'ilay fiara nitondra an-dRavalomanana niakatra an'Antananarivo ?
Ny fiaran'ingahy Lanto Randrianantoandro senateur TIM avy ao Antsirabe sady vadin'i Olga Ramalason ministre de commerce tamin'ny andron'ny Tetezamita no nitondra an-dRavalomanana niakatra an'Antananar... suite
vony501 ( 10/11/2014 07:18)
Dahalo niova fo?
Ô ry zalahy ah! ohatran'ny ampieson'ny mpitondra amin'ny "cinema" indray anie isika amin'ity resaka dahalo ity e? Izaho mahita hoe "toe-javatra novolena" tamin'ny andron'ny tetezamita io resaka dahal... suite
répondu par mpisotrtoaka le 20/11/2014 14:36
pixxs ( 09/11/2014 04:58)
TANY GASY
Slt daholo tena mba azo antoka ve izy io sa fitaka indray (650000ar lot 200m2) izay manambaovao mba milaza fa na izy ii hahasoa na very vola ... suite
répondu par ttl le 10/01/2015 13:34
Maranatha ( 07/11/2014 05:53)
NY FAMAIZANA AN’I BABYLONA SY NY FIPETRAKY NY TOE-DRAHARAHA ETO AMBONIN’NY TANY
[color=green]Indro Jehovah mahafoana ny tany ka mahalao azy . Ary mampihohoka azy ka manely izay mponina ao aminy . Hatao foana dia foana ny tany . Ary ho baboina dia ho baboina tokoa izy . Fa Jehov... suite
répondu par booboo le 19/11/2014 17:51
rhaj0 ( 04/11/2014 18:25)
Ny Divay sy ny Baiboly
Manahirana ahy mihintsy ny mamaky ireto soratra ao @ Baiboly momba ny Divay (ohatra). Satria dia mitsinjo ireo Ankizy mba ndeha hamaky Baiboly aho io, kanefa raha mitontona @ ireo soratra ireo (momba ... suite
répondu par rhaj0 le 10/11/2014 19:38
estell ( 04/11/2014 12:00)
Misy lehilahy efa manambady ara-dalàna nefa manan...
Misy lehilahy efa manambady ara-dalàna nefa manan-janaka ivelan'ny tokantranony (tsy manambady ilay vehivavy sipany). 8 taona ilay zaza @zao ary tiany hatsangana ara-panjakana. Azony atao ve izany ar... suite
répondu par Strong3 le 12/02/2015 11:33
vahiny2004 ( 04/11/2014 09:14)
Misafo helika ny kary
Hono ho aho, sao mba misy mahalala ny hevitr'io "misafo helika ny kary" io , 1h du matin io @ ora malagasy , ka mba tiako ho azo ny heviny Ny hafa toa azo daholo ihany "Vaky masoandro" , "mody mpamos... suite
répondu par vahiny2004 le 05/11/2014 13:36
endriny ( 03/11/2014 14:49)
Fivavahana mampitombo vola eo noho eo, sy manasitrana
Dia gaga ianao, fa mahazaka tranon-tsonema roa lehibe mihintsy ny mpitarika, ary filaharana lava be mihoatra ny mijery bruce Lee taloha ny alavan'ny laharana. Ary olona mihaingo be sy tsara fitafiana ... suite
répondu par endriny le 10/11/2014 14:43
Maranatha ( 03/11/2014 07:08)
AVY EO AMIN-NY TOLONA MANKEO AMIN-NY FANDRESENA
[color=blue]…. Mitalaho ny fiarovan’Andriamanitra ny vahoakany miely patrana , ny sasany any anaty ala , any an-tendrombohitra , ny sasany any an-tranomaizina , raha indreo manodidina azy ny fahav... suite
répondu par rhaj0 le 04/11/2014 15:11
rabaradaka ( 31/10/2014 14:54)
Tokony hitsotra sy ho madio fo ny FFKM
Marina fa nisy tokoa ny disadisa teo amin'ny samy mpitondra fivavahana ao amin'ny FFKM, niaina an'izany i rabaradaka. Fa tsory ary lazao ny vahoaka mpino rehetra hoe iza tokoa no tsy mahavita na manak... suite
endriny ( 31/10/2014 06:19)
Ny halatr'olona eto Madagasikara sy ny fitsaboana
Mandeha dia mandeha ny resaka ankehitriny, fa maro ireo vahiny avy amin'ny nosy manodidina hitantsika mitsidika sy mitsabo tena amin'ny hopitalim-bahoaka sasany eto Madagasikara... Sanatria ve ratsy ... suite
répondu par endriny le 28/11/2014 09:22
endriny ( 31/10/2014 06:15)
Karana mpisoloky, sy mpanao vola sandoka manara-penitra
Misy karana mpisoloky sy mpanao vola sandoka, mpiara-miambon'antoka amin'ny olona mpitondra, nisoloky fifanarahana ara-barotra teo amin'i Cocacola sy Ramanandraibe. Vokany voatery namidy ny antsasaky ... suite
répondu par endriny le 05/02/2015 17:50
endriny ( 31/10/2014 05:55)
Ny niandohan'ny kristianina
Efa nolazaiko teto moa ilay hoe ny Testamenta vaovao dia tsy ny tantaran'i Jesosy tena izy akory fa tantara noforonin'ny Romana, indrindra ilay fianakavian'ny amperora atao hoe PISO. Tamin'ny andron'... suite
répondu par endriny le 04/11/2014 15:44
toriteny ( 30/10/2014 10:22)
Mba vakio hatramin'ny farany azafady indrindra tompoko
Faly miserasera amintsika indray. Ito misy tantara tiako zaraina amintsika eto. Nisy mpivady efa lehibe naniry mafy ny hana-janaka. Nafoin'izy ireo avokoa ny entana sy ny fananany nitadiavam-bahaolan... suite
répondu par goms le 09/04/2015 18:29
mihantazo ( 30/10/2014 07:35)
fiterahana
salut daoly ô! saika mba anontany hevitrareo namako ato oa za zay efa niteraka tao @ ostie anosibe sy narahani Dr José. Manaona io maternité io? vokarakara tsara v ra miteraka ao? ary ra cesarienne... suite
répondu par endriny le 18/06/2015 09:23
Maranatha ( 30/10/2014 05:01)
NY LOZA FAHA FITO SY IREO MPANKAHALA FAHAMARINANA
[color=blue]Ka ho reraka ny fon’ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany ; fa ny herin’ny lanitra dia hohozongozonina . Ary amin’izany andro izany ... suite
rabaradaka ( 29/10/2014 14:56)
une équipe sataniste au sein d'un ministère
Mba samy ratsy ekipa anaty ministera ny sasany fa ity ao amin'ny Rivo Rakotovao ao amin'ny ministère chargé de l’infrastructure et de l’équipement ity leretsy dia tena horreur : des sorcières ... suite
répondu par sitlo le 30/10/2014 22:41
rabaradaka ( 29/10/2014 14:45)
Pasitera FPVM mangalatra sy maka ankeriny tanin'olona, tena asan-devoly mihitsy e !
Misy an'izany pasitera HANITRINIAINA Anna Solange izany, pasiteran'ny FPVM izy io mangorona ny tanin'olona eny Ankadikely Ilafy sy ny manodidina. Efa ela no nanaovany an'io asa ratsiny io fa izao efa ... suite
endriny ( 29/10/2014 13:08)
Vaovao farany: Miova filamatra ny mpino
Raha tsy Frasoa mihintsy izany izao no niteny hoe: "Misy ny evolution sy ny Big Bang", dia mbola nisy ihany ny nihizingizina sy minia tsy mino ny evolution sy ny Big Bang. Misaotra an'i Papa Fransoa ... suite
répondu par endriny le 05/11/2014 05:22
vony501 ( 29/10/2014 06:05)
feraparan'ny tsy mino an'Andriamanitra
Ity endrika "ferapara" ity ve midika fa tsy mino an'Andriamanitra (athée) ilay maty sy ny havany? [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/a438c5a0fdb23bd1c4eddedc1f56aa9c.jpg][img]http://forum... suite
répondu par bor2lais le 07/11/2014 08:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4486