Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rabaradaka ( 14/10/2014 05:07)
Misy zavatra mampanahy ahy mafy ity dia lazaiko ho an'ny rehetra
Manahy aho fa terena havoaka ny faritra Madagasikara i Ravalomanna Marc dia halefa any Maurice na Mozambika. Vitan'i Hery sy ny HVM ny manao an'izany. Raha izay no hiseho tokoa dia ady tsy vita satria... suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 08:27
andrywui ( 13/10/2014 21:20)
Fa nakaia i dada ?
Nentindry le babakoto b reny nakaia ary i dadanay ?? Tsssshhh ... suite
répondu par shannie le 16/10/2014 06:31
fitia2006 ( 13/10/2014 18:14)
hangataka mpihira
mba iza azafady no mihira ilay hira hoe ''maraina zareo zany andro'' vehivavy anankiroa zay no mihira azy , ny hira iray ''ndao ndao ndao ndao maraina ny andro'', iray ihany no mihira ireo misaotra m... suite
répondu par andrywui le 17/10/2014 00:48
rabaradaka ( 13/10/2014 11:11)
Kajikajin-drabaradaka
Ety ambony taxibrousse hody fa avy nahita kely an-dRavalomanana aho no manao kajikajy politika, io ilay kajikajin-drabaradaka rey olona a, dia izao ilay kajy : raha hiandry fifidianana manaraka i Marc... suite
répondu par rabaradaka le 14/10/2014 03:38
hery ( 13/10/2014 07:36)
Tonga Ravalo nefa milamina ny tanàna
Salama daholo, Araka ny vaovao io maraina io izany (izay navoakan'ny RFI koa ho an'izay mila porofo frantsay aloha) dia tonga ao Antananarivo tamin'iny alina iny Ravalomanana. Hatramin'izao aloha dia... suite
répondu par vahiny2004 le 14/10/2014 08:24
Maranatha ( 13/10/2014 05:47)
NY FARAN'NY ANDROM-PAHASOAVANA
[color=blue]Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana e... suite
répondu par rhaj0 le 14/10/2014 12:45
rabaradaka ( 11/10/2014 12:25)
O leretsy a, hitanareo ve ireo nilaza hoe hanangan...
O leretsy a, hitanareo ve ireo nilaza hoe hanangana indray ny CRN Comité national de réconciliation fa tsy Comité pour la réconciliation nationale intsony, hitanareo ve ireo olona nanatrika tao ? ... suite
répondu par rabaradaka le 13/10/2014 09:44
Fiffi ( 10/10/2014 12:41)
Nahoana....
Miarahaba..... Nihaino vaovao zah teo dia voalaza teo we ny olona nisaraka am fanambadiana dia tsy mahazo mivady indray ao am-piangonana voalaza koh we ny olona nisaraka am fanambadiana dia tsy maha... suite
répondu par Fiffi le 04/11/2014 17:03
Ruz9 ( 10/10/2014 08:29)
businet
Réussissons ensemble, pensez à cette [url=http://cyrius.unblog.fr/?p=290]proposition[/url]... suite
toriteny ( 10/10/2014 07:59)
Jao10:9
Faly indray aho mihaona amintsika eto . Indro ary ny fanazavana ilay Jao10:9 efa ela b iny. Miala tsiny aloha ho an'izay niandry ny valiny fa tena izao mihitsy vao misy fotoana kely indray. Nefa hita... suite
répondu par toriteny le 10/10/2014 15:28
rhaj0 ( 09/10/2014 13:26)
Fitsapa-kevitr'olona
[url=http://goo.gl/forms/KdaEHeGIAp]http://goo.gl/forms/KdaEHeGIAp[/url] Tena liana dia liana aho ny ahalala ny hevitry ny Malagasy momba ny resaka Fianakaviana tahaka ny nanadihadian'i Vatican ny K... suite
répondu par rhaj0 le 14/10/2014 20:22
Maranatha ( 09/10/2014 10:32)
IREO VOKATR'ILAY FEO MAFY
[color=blue]Amin’ireo mponina eto an-tany miely patrana any amin’ny firena rehetra any , dia misy olona tsy nampilefitra ny lohaliny tamin’i Bala . Tsy misy hafa amin’ireo kintana tsy mitranga... suite
répondu par Maranatha le 17/10/2014 05:39
Maningana ( 09/10/2014 06:13)
Veloma ry Paris kaloin'i Barijaona
Mba omeo n tonony sy ny clip an'io hira io izay manana ô, mrc, raha misy KARAOKE vao maika tena tsara... suite
répondu par ora le 18/12/2014 12:14
sahia ( 09/10/2014 06:10)
hiran'i VICTOR SOLO
SLM DôLY SAO MBA MIS MANANA CLIP na hira MP3 izay an'i Victor solo fa i NOROSOA ilay zanany no mihira azy, ireto lay hira mba ilaiko: Neny ô, Dada sy Neny, vavaka, misôtr e, vao maika tsara raha mi... suite
répondu par ora le 18/12/2014 12:14
hery ( 08/10/2014 13:54)
Nohatsaraina kely koa ny takelaka tononkalo
Raha sendra nandalo tao ianareo dia nahita fa novaina kely koa ny Takelaka tononkalo ao amin'ny http://vetso.serasera.org Teneno ihany raha misy tsikera na soso-kevitra. Marihina fa mahatratra 7000... suite
répondu par hery le 10/10/2014 14:52
rabaradaka ( 08/10/2014 13:09)
Repoblikan'ny babakoto hono
Mirangorango be mihitsy ny ministre ary mandrapaka izay azo harapaka satria efa hiala hono. Asa na mba fantatry ny Filoha Hery sy ry Rivo Rakotovao fa ireo ministre ireo vonona ny hiditra HVM daholo f... suite
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 08:44
rabaradaka ( 08/10/2014 12:32)
Sahia mitady olona tena afaka hitondra fanavaozana ny tontolon'ny Fanabeazana sy olona ampy fahaiza-manao tsara koa
Raha tian'ingahy Hery Rajaonarimampianina ny hitazona an'i Paul RABARY ho ministre dia azy izany, fa aza atao ho Ministre de l'éducation nationale satria sehatra tena goavana io nefa première expér... suite
répondu par rabaradaka le 11/10/2014 12:13
Ruz9 ( 08/10/2014 07:59)
MANDRY VE NY AO AN-TANANA
Hampandry tany any Centrafrique ? cliquez sur le lien : [url=http://]cyrius.unblog.fr/?p=316[/url]... suite
rabaradaka ( 07/10/2014 16:34)
Nandray anjara mivantana Ny Hasina Andriamanjato
Tamin'ny fanonganam-panjakana sy ny "lundi noiré tao Antananarivo ary ireo hetsika rehetra nandravana ny MAGRO sy ny fandorana ny RNM sy TVM dia voatonona tao foana ny anaran'ingahy PDS Ny Hasina And... suite
répondu par rhaj0 le 09/10/2014 14:06
Randri87 ( 07/10/2014 07:27)
Ny Fahafahana
Maro ireo miresaka fahafahana sns fa rehefa tena dinihina angamba dia ilay fahafahana araka ny fomba fijery kristianina ihany no tena izy : fahafahana amin'ny ziogan'ny fahotana izay hany fahafahana ... suite
répondu par Randri87 le 18/10/2014 12:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.5187