Nandray anjara mivantana Ny Hasina Andriamanjato

1. rabaradaka ( 07/10/2014 16:34)
Tamin'ny fanonganam-panjakana sy ny "lundi noiré tao Antananarivo ary ireo hetsika rehetra nandravana ny MAGRO sy ny fandorana ny RNM sy TVM dia voatonona tao foana ny anaran'ingahy PDS Ny Hasina Andriamanjato tamin'ny fanomanana rehetra. Misy tranonkala (site web) iray mitanisa tsara ireo zavatra natao.
Izany ve tompoko no hoe olon'Andriamanitra, sa anafenana ny ratsy ny mody hoe mivavaka ?
Olona toa izany ve no hatao Ben'ny Tanana amin'ny renivohitry Gasikara ? Tsy hanaiky kosa aho raha mbola zanak'Iarivo koa
novalian'i rhaj0 ny 09/10/2014 14:06
2. rabaradaka ( 08/10/2014 12:34)
mijoroa ry Iarivo fa dia tsy hisy afa-tsy ry Ndrema foana ve hitondra ny tanĂ na e ? Mijoroa isika !
3. rhaj0 ( 09/10/2014 14:06)
Io indray ry Rabaradaka raha ny @ Ny Hasina dia itoy jerena a...

http://cablesearch.org/cable/view.php?id=10ANTANANARIVO77
in a January 2009 discussion with Emboff [US Embassy officials], he [Ny Hasina Andriamanjato] cited "divine inspiration" in his decision to join Rajoelina...

Mino mafy mihintsy izy tenany (sy ny sasany izay te-hino azy) fa "olon'Andriamanitra" hono izy e...

Ka dia ny "divine inspiration" izany hozy Ny Hasina no nampirisika azy hanao ny Fanonganam-panjakana sy FAmpahantrana ary FAmpahoriana ny Malagasy e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5207