Transfert bancaire

1. Charoumeni ( 20/11/2014 14:20)
Miarahaba ny namana rehetra

Mba mila torohevitra amirsika namana eto @ serasera aho momba ny fandefasana vola any ivelany amin alalan banky.
Mikasa handefa vola any ivelany aho manko. Nanotany banky iray trto andrenivohitra aho ka latsaky ny 1isanjato ny frais alainy miampy TVA, swifr. Manahy aho sao tsy mahatonga azy akory io ondrindra misy ny banky intermediaire aey io mateika maka vola ka ny noafarany d tsy feno ny vola tonga any amin'le ol andefasana.
Nisy ol zay zao nandr*efasan ol vola avy any ivelany izy, 175 € no tokony voarainy tero Mada nefa indrisy fa d 169€ sisa no voarainy nefa araka ny voalaza dia 200 € no ,nalefan le ol ka ny 25 € feais,
Ny tiako anotaniana d zao:
Mitovy jiaby v ny frais raha handefa vola ao eoropa (iralie, france, allemagne;;;)
Aona ny momba le banky intermediaire?
Izay no mba ilako fanampiana ka miosaotra
2. hery ( 21/11/2014 08:41)
Ny bankinao no tokony mahalala hoe ohatrinona ny frais alainy rehefa manao transfert mandeha aty ivelany. Tsy mitovy fa tena arakaraky ny banky.
Raha manana namana aty ivelany koa dia mety azo ifanarahana hoe omenao en espèce any amin'ny havany na projet-ny any Madagasikara ny vola ariary dia ilay namana aty ivelany no manao ny transfert bancaire satria mety mora kokoa ny frais.
3. vahiny2004 ( 21/11/2014 09:39)

Charoumeni:

Miarahaba ny namana rehetra

Mba mila torohevitra amirsika namana eto @ serasera aho momba ny fandefasana vola any ivelany amin alalan banky.
Mikasa handefa vola any ivelany aho manko. Nanotany banky iray trto andrenivohitra aho ka latsaky ny 1isanjato ny frais alainy miampy TVA, swifr. Manahy aho sao tsy mahatonga azy akory io ondrindra misy ny banky intermediaire aey io mateika maka vola ka ny noafarany d tsy feno ny vola tonga any amin'le ol andefasana.
Nisy ol zay zao nandr*efasan ol vola avy any ivelany izy, 175 € no tokony voarainy tero Mada nefa indrisy fa d 169€ sisa no voarainy nefa araka ny voalaza dia 200 € no ,nalefan le ol ka ny 25 € feais,
Ny tiako anotaniana d zao:
Mitovy jiaby v ny frais raha handefa vola ao eoropa (iralie, france, allemagne;;;)
Aona ny momba le banky intermediaire?
Izay no mba ilako fanampiana ka miosaotra


Anontanio ny banque e, mety mila manandrana indray mandeha koa ianao vao tena mahalala

Halalino tsara ilay resaka taux @ achat / vente fa sao any no misy tsy fifankahazoan'ny resaka . Sa compte euros ?
4. vony501 ( 24/11/2014 06:25)
Salama ô!
Tena arakaraky ny bankinao sy ny banky andefasanao ilay vola ny frais.
Eo ampamenoana ny taratasy koa dia misy fanontaniana ao hoe: ianao ilay mandefa no mandoa ny frais sa ilay olona andefasana? raha ianao, dia alain'ny bankinao aminao ny frais, dia vola feno no raisin'ilay olona ; fa raha ilay olona andefasana no safidinao handoa ny frais, dia analan'ny banky amin'ilay vola alefa ny frais
5. mpisotrtoaka ( 20/07/2015 15:22)
Ar ahoana indray raha misy mandefa vola avy any ivelany ! Karama ohatra dia alefa am in no tena tsara !? Ny ahy BNI ny bankiko !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2157