Raha hoy ny Tenin Andriamanitra hoe : Indro ny faharetan'ny olona masina dia izay mitandrina ny didin'andriamanitra sy ny Finoana an'i jesosy kristy.(Apokalipsy:14:12)
Fanontaniana: Ny fitandremana ny Didin'Andriamanitra sy ny finoana an' i Jesosy Kristy ve no mahatonga ho olona masina , sa izay milaza fa olona masina no tokony hitandrina ny Didin'andriamanitra sy hino an' i jesosy Kristy?