Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i miarana, milahatra araka ny daty
miarana ( 19/09/2015 08:27)
FMBM chômage technique :'(
Voatery hiroso amin'ny chômage technique ny FMBM na ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Ny Antony dia nohon'ny fasahiranana ara-bola satria tapaka ny fanampiana ara-bola avy amin'ny Fikambanana... tohiny
novalian'i Strong3 ny 29/10/2015 13:57
miarana ( 26/11/2014 08:27)
Karatra fikiky
Mitondra aretina ny mikiky ny karatra fikiky amin'ny hoho toy ny fahana na ny karatra misy loka miafina... Misy afaka manamarina izany ve isika ?... tohiny
novalian'i bichette ny 08/12/2014 16:21
miarana ( 17/09/2014 08:27)
Ireo nivoaka farany
Mba te hahala aho oe inona ny CPU nivoaka farany. - Refference - Socket - Frequence Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/10/2014 20:57
miarana ( 15/09/2014 08:49)
Iza no mahay ?
Misy amintsika ve mahatadidy : 1 - Taiza ary ny fihaonana mivantana voalohany niarahan'ny namana teto amin'ny serasera ? 2 - Milaza mpikambana vitsivitsy nanatrika izany 3 - Inona ny sakafo niroso t... tohiny
miarana ( 22/08/2014 10:21)
Fivavahana sy ny foto-keviny
Mba misy ireo fivavahana tsy haiko ka sao misy mpikambana ao na mahalala ny foto-keviny ? - FVKFM : inona ny fanalavana azy azafady ? Inona ny foto-kevitra hijoroany ? - Hebraique : Ctic Ctac Dou ... tohiny
novalian'i endriny ny 29/08/2014 06:27
miarana ( 22/08/2014 09:42)
Raovina va ho lasa Kristiana ny Malagasy ?
"Madagasika ho an'i Kristy ary Kristy ho an'i Madagasikara." Ho tanteraka ihany ve io teny io ? To ireo samy milaza ho Kristiana ihany aza no mifanenjika. Iza no tena marina e ?... tohiny
novalian'i endriny ny 02/09/2014 04:11
miarana ( 22/08/2014 09:07)
Nankaiza ireo mpihira malaza e
Mba manontany tena ihany aho oe nankaiza ireo mpihira malaza na malagasy na vahiny. Mbola mihira ve sa lasa mpankafy hiran'ny hafa sisa ?... tohiny
miarana ( 16/02/2013 07:24)
Isaia 43 : 21
« [b]Izao olona noforoniko ho Ahy izao no hanambara ny fiderana Ahy.[/b] » (Isaia 43:21) Ndeha hanambara ny FIDERANA AZY fa mendrika izany IZY. Raha mety ianao dia mametraha izany eto, ary hadin... tohiny
novalian'i smileyah ny 27/02/2013 07:04
miarana ( 01/02/2013 06:02)
"Raha tsy miady tsy mifankatia" ahoana tokoa mo izany ?
"Raha tsy miady tsy mifankatia" ahoana tokoa mo izany ? Betsaka ny manohana io hevitra io na ny mpivavaka na tsia, fa inona tokoa ny ao ambadiky ny "ady" ? voatery tsy maintsy miady ve vao tena azo l... tohiny
novalian'i amig0 ny 06/03/2013 22:19
miarana ( 21/12/2012 12:36)
"Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika"
"Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika" (Mk 9,40). Maninona no tsy io no entin'ny Kristianina miatrika ny Kristianina tsy mitovy fiangonana aminy? Rehefa mitory an'i Kristy koa izy (miaraka... tohiny
novalian'i toriteny ny 21/01/2013 10:07
miarana ( 10/12/2012 08:38)
Mitandréma amin'ny mpangalatra Moto (mpamono olona)
Ny harivan'ny Alakamisy 29/11/12 teo : @ 7 sasany eo ny ora teny Nanisana (Ampasapito mankany Analamahitsy). Nisy roalahy niampita ary rehefa teo akaiky dia nikapoka mafy ny casque : tsy nahavoa ahy n... tohiny
miarana ( 21/03/2012 20:07)
Olana eo anivon'ny Fivavahana, Finoana
Mahay Tenin'Andriamanitra loatra isika, manankarena fahalalàna Soratra Masina isika. Any ny olana araka ny mpandinika iray. ... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/03/2012 08:11
miarana ( 21/03/2012 09:11)
Marary nify.
Fa maninona kay no rehefa misy fianakaviko akaiky (zokiko, na vadin'ny zokiko, na olona ao an-trano) bevoka de izaho no ampijalian'ny areti-nify mila tsy ho zaka, indrindra ny alina. Ahoana no hialako... tohiny
novalian'i bichette ny 19/04/2012 15:02
miarana ( 08/12/2011 12:01)
D’où vient le mot Noël ?
D’où vient le mot Noël ? Dans L'Ancien Testament il est écrit: Car un enfant nous est né, un fils nous est donné, Et la domination reposera sur son épaule; On l'appellera Admirable, Conse... tohiny
novalian'i miarana ny 19/12/2011 19:10
miarana ( 06/09/2011 17:07)
Inona kay ny verset tinao indrindra ao amin'ny Baiboly ?
Inona kay ny "verset" tinao indrindra ao amin'ny Baiboly ?... tohiny
novalian'i rijadolly ny 09/09/2011 03:35
miarana ( 03/09/2011 07:47)
Graine de SESAME
la graine de sésame - Riche en Vitamine A, B1, B2, B6, C, Calcium - Oligo éléments, Magnesium, Potassium, Fer, Cuivre - Aide mémoire - Nutritif, Rajeunissant - Equilibrant du système nerveux - P... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1947