Nankaiza ireo mpihira malaza e

1. miarana ( 22/08/2014 09:07)
Mba manontany tena ihany aho oe nankaiza ireo mpihira malaza na malagasy na vahiny. Mbola mihira ve sa lasa mpankafy hiran'ny hafa sisa ?
2. hery ( 23/08/2014 08:03)
Fa inona no mahatonga anao hametraka ny fanontaniana?
Toa mbola mahita azy ireo mihira ihany aho ka.

Sa iza ohatra no eritreretinao?
3. miarana ( 23/08/2014 08:24)
ireo nalaza fahiny no tiako teneina ka. Ohatra oe ry Red Metal, Iraimbilanja, ... Mariah carrey, Celine Dion, ...
4. hery ( 23/08/2014 08:46)
Ka ireny miha antitra kou ...
5. miarana ( 23/08/2014 10:43)
Toerana hifandimbiasana tokoa ny zavatra rehetra raha izany. Mila manararaotra dieny eo amin'ny toerana maha-malaza.
6. sitlo ( 01/09/2014 19:57)
http://www.dailymotion.com/video/xh34fs_nanahary-be-mangovitra_music
7. mpisotrtoaka ( 03/09/2014 07:11)
Tsara be le Nanahary ! Ar izy io efa maty ela e !?
8. shmaisrael ( 08/12/2014 09:43)
Mbola eo daholo ihany ry mariah carey sy céline dion sns ka... isika no tsy dia maharaka fa @ yotube misy vaovao betsaka momban'zareo reo...

Ny eto mada zao no tsy dia hita firy daholo... efa manjaka ny "new generation" e... nefa hafa ihany ny hira taloha... tena kanto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1646