Fa maninona kay no rehefa misy fianakaviko akaiky (zokiko, na vadin'ny zokiko, na olona ao an-trano) bevoka de izaho no ampijalian'ny areti-nify mila tsy ho zaka, indrindra ny alina. Ahoana no hialako @ izany.
Fanafodiny: Aza manakaiky any fianakavianao (zokinao, na vadin'ny zokinao, na ny olona ao an-tranonao) rehefa bevoaka izy.. dia tsy marary intsony ny nifinao;)
Enry: tsy mandaitra izany, za koa rehefa misy bevoka ao amin'ny fianankavianay dia marary nify foana za, le zobavinay zay aza any @ pays hafa no bevoka za aty @ pays hafa fa mbola narary foana ny nifiko, konga io misy fanafodiny ry Miarana a, mihinana calmant foana izay ihany no fanafodiny, indrisy.