Google Translate @ teny malagasy
1. Tibao
(
17/12/2014 18:02)
Akory aby e! Vao nivoaka vao t@ herinandro ny Google translate t@ teny malagasy.
Tsara ilay ezaka ka!
Voadikany hatramin'ny teny ratsy :P
2. hery
(
18/12/2014 08:17)
ie, nisy resaka mahaliana napetrak'i Jentilisa mikasika an'io koa tato
http://jentilisa.blaogy.com/post/122/8864
3. mpisotrtoaka
(
15/01/2015 06:41)
Iza tokoa r zalah no manao ireny a ?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.489