Mahazo mandova ve ny zanaka antsisi-tosy?

1. mpilaza444 ( 15/12/2014 10:15)
Nisy rangahy nanam-bady vita soratra ary manan-janaka ary niteraka efatra kanefa niteraka roa tamin'ny sakaizany koa izy. Milaza ireo zanany roa ireo fa misoratra amin'ny dadany. Maty io rangahy io de miady ho tompon'ny lova ireo teraky ny vady mariazy. Fangaha tsy mahazo mandova azy ny zanany roa. Lovan'ilay rangahy manokana no zaraina sy iadiana io.

Manan-jo handova ny fananany manokana ve ireo zanany roa?

Raha tsy ao anaty acte de notoriété ve izy ireo dia tsy mahazo mihitsy?
novalian'i Fiffi ny 15/12/2014 13:45
2. Fiffi ( 15/12/2014 13:45)
...raha any dago aloha dé tsy fantatro ny lalana any....

raha aty ivelany dé tena anaty lalana io we tsy maintsy zaraina tsisy miangatra ny lova...

efa nahita cas tahaka an'io zah an !

folo ny zanak'lé rangahy....manambady ara-dalana izy...nefa efa nanana zanaka roa koh tam voalohany...

maty lé rangahy dé ny notaire mintsy no nanao fitadiavana ireo zanany roa ireo dé hita...

dé nanjary nozaraina anazy 12 lé lova....

na misy d'accord na misy ny tsy d'accord satria io ny lalana dé io ny fizarana...

maintenant , raha any dago dé tena tsy aiko ny lalana any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1815