Scoop : rencontre Hery - Lala Rasendrahasina

1. rabaradaka ( 17/12/2014 12:39)
Midika inona ny fihaonan'i Hery Rajaonarimampianina sy ny Pasteur Rasendrahasina filohan'ny FJKM ao Ampandrana amin'izao ora itenenantsika izao. Tamin'ny 3 ora tsy diso no nigadona ny Filoham-pirenena ary efa antsasakadiny mahery izay no lasa
novalian'i hafahafa ny 17/12/2014 13:05
2. hafahafa ( 17/12/2014 13:05)

rabaradaka:

Midika inona ny fihaonan'i Hery Rajaonarimampianina sy ny Pasteur Rasendrahasina filohan'ny FJKM ao Ampandrana amin'izao ora itenenantsika izao. Tamin'ny 3 ora tsy diso no nigadona ny Filoham-pirenena ary efa antsasakadiny mahery izay no lasa

Lazao de ambarao ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.113