Hita fa Général sans expérience i Paza

1. rabaradaka ( 14/11/2014 04:44)
Efa noteneniko teto fa tsy manana expérience de commandement io PAZA Didier Gérard miandraikitra ny Gendarmerie io. Jerevo ange, taiza no nisy hoe rehefa tsy vonoina ny dahalo dia alaina ho sakaiza ! O leretsy e, na dia namono olona sy nandroba ary nadrava tanàna aza ka miova fo ve izany dia tsy saziana ? Hafahafa ity fitondrana ity. Raha ny havan'i Paza ary enganie ny havany hisy ho voatifitry ny jiolahy fa ho lasa adala io ary manenina amin'ny teniny.
Soloy any rangahy fa tena tsy mamely io sady mpisolelaka fotsiny a, izay tena gendarme manana expérience tsara atao ministre fa tsy ireny général ambony latabatra ireny
novalian'i rhaj0 ny 14/11/2014 16:01
2. rhaj0 ( 14/11/2014 16:01)
miaramila sy zandarma anie natao hanaraka baiko (baikon'ny sivily) fa tsy natao mandalin-kevitra e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.901