Ratsy namana ny mpitondra ka dia miara-midofotra daholo

1. rabaradaka ( 25/10/2014 09:53)
Tena liham-boto, izay no azo ilazana an'ity Jaovato ity. Ireny zny no akaman'i Hery Rajaonarimampianina koa tsy mahagaga raha midofotra daholo izay aleha.
Iza no tsy nahalala fa nanome vola i Jaovato ary dia voavidy tokoa ireto député, i Kolo amin'izany falifaly ery fa tsy nahomby ilay motion de censure.
2. rah-lay ( 26/10/2014 10:59)
Raha izaho manokana aloha dia tonony ajanona ity andrimpanjakana ity ka ravana dia miditra @ lalampanorenana vaovao na amboarina ka voalohany foanana io AN io sy refonte ny tafika sy ny zp idd ny fitsarana dia aza gaga fa raha 600 ans any aoriana any aza dia toy izao foana :vola sy tambazana zavatra tsy dia ilana loatra @ farimpiaianan'ny Ramalags 4x 4 sy ny tena olany ka atao inona io AN io ,mandany vola ,tsy efficace ;tsy misy azo aminy :foanana no mety ;izaho dia mandroso sosonkevitra toy izao @ lalampanorenana ity ;atao symbole ny filohampirenena toy ny any italie ka 5 ans ny fitondrany io dia miodina isaky ny faritany fa PM no mitondra ny fanjakana faobe fa any @ faritany no mitondra betsaka ka asiana assembe regional sy general:ny regional no miantoka sy mampandeha ny fanabeazana- fanamboarana lalana -barage tec ka ny general no miandraikitra ny ara sosialy;be antitra ny kilemaina -mananontena,ny vola miditra dia mijanona ao @ io faritra io ny 80% ny lehibe ny region sy general no mifidy ny pm dia handroso kokoa ity gasy ity fa rh toy izao dia aza manofy fa dia mbola ahantra lava eto foana
3. hery ( 26/10/2014 21:18)
Rah-lay> Tsisy hanao an'izany eo e. Izy ve handrava ny tranony sy ny tombontsoany. Fantany tsara fa raha rava io fitondrana io ka hiditra amin'ny tena fitondrana mazava dia tsy hisy ho tafajanona eo intsony ry zareo...
4. rabaradaka ( 28/10/2014 12:03)
Tsy maintsy ho ravana io Lalampanorenana io ary ao anatin'ny Reconciliation nationale no hametrahana izany rafitra izany. Hanaiky hanao reconciliation fotsiny ve ry Hery sy ny forongony ?
5. rah-lay ( 28/10/2014 13:30)

rabaradaka:

Tsy maintsy ho ravana io Lalampanorenana io ary ao anatin'ny Reconciliation nationale no hametrahana izany rafitra izany. Hanaiky hanao reconciliation fotsiny ve ry Hery sy ny forongony ?

mirodana ho azy io fitondrana io satria 1 ny mpamatsy vola dia efa manipiteny fa tsy misy robinet mivoha eo raha tsy ampiarina ny tambazotra ,fa ireto mpitondra no be marenina 2tsy manaja ny lalampanorenana izzay noforonony ;ambava fotsiny ny hoe tany tandalana ;fitondrana mitongilana ;izany hoe gvt akamakama ihany :misy hoy aho ny didy manameloka anRatsiraka toa tsy ampiarina aminy ary izany ny ci sy ny ue dia mbanameloka sy miaro ny tombotsoany fotsiny ,ary ny ua dia la france no mibaiko ao ,faly mihitsy izaho fa namorona banque ny asiarika sy ny firenena tatsinanina hanoherana ireto fmi ireto ;ny tokony atao ny gasy dia miala @ tandrefana idd france izay manana trosa 2200 milliarsd de € soit 33000€ par francais na 1 milliard fmg izany fa ho lavitra ny fandrosoana raha mbola io no iarahana ;ny tena mampalahelo dia nosy isika nefa tsy manana angovo hanitarana ny economie fa dia mbola t@ fahagola ihany lafo ny petrole :azo atao tsara ny manodina ny fary ho solony essence @ fiara @ alalan'ny ethanol,be ny rivotra any avaratra ,azo atao tsara ny eoliene ,masoandro be foana saika manerana ny nosy tsy mapiasa solaire ka tsy afaka ifaniana @ hafa mihitsy isika raha mbola delestage lava izao ary aza gaga raha be ny asa ratsy ny kitoatoa :olona maty eo ambanaovana operation izay zvt tokony tsy azo ekena ;mivelatra bebe kokoa @ chine izay 1 er puissance eco erantany , miaraka @ bresile --inde rsa ny pays à golf iran -quatar;fa dia ny tena no menatra fa ambany tanzanie ve isika arapivelomana :koa raha mba misy miheno ity hetahetako ity na 0.001% NY GASY IHANY AZA DIA EFA FANDRAISAKO ANJARA 0 FAMPANDROSOANA NY MADAGASIKARA IZANY
6. rabaradaka ( 29/10/2014 14:48)
hahita raha isika tsy ho ela fa samia ho lava velona !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4815