Izany no service eo ambany fitantanan'ilay premier ministre voafidy tsinona koa, dongiana daholo na ny minisiteran fahasalaman na ny fitarihana ny governemanta nefa tsisy apoaka akory, variana amin'ny fiketrehana ny fanodikodinana ilay vola tokony ampiasaina ao ngamba