PLASMOPHILIE

1. mpisotrtoaka ( 06/08/2014 12:18)
Salama daholo ny namana rehetra ! Mis olona akaiky ahy voan'izany plasmophilie izany ! Inona kay izany d inona no mahatonga azy ar aretina ohatran'ny ahoana !? Mety mis fiantraikany bdb am atidoha sy entina mandrapafaty ve !?
2. mpisotrtoaka ( 07/08/2014 11:40)
Ts mba mis dokotera na manam-pahaizana afaka manazava azy io ve ato ?
3. Noue ( 07/08/2014 19:07)
sao dia misy fahadisoana ilay fanoratana azy io ee ?

SPASMOPHILIE fa tsy PLASMOPHILIE

Mahafantatra olona tratran'io koa aho dia ireo ny toro-hevitra omen'ny mpitsabo

ary tena hita fa ny "contrariété , angoisse , stress no mahatonga an'io ary ilay olona tratran'io ihany no tena afaka manala an'io



Diminuer la consommation d'alcool et d'excitants.
Pratiquer une activité sportive régulière
Endorphines.
Se coucher et se lever à des heures régulières.
Apprendre à bien respirer.
Faire des exercices de relaxation.
Bien dormir.
Apprendre à se reposer et à se détendre.
Manger des aliments riches en calcium et en magnésium
Les aliments riches en magnésium.
Les aliments riches en calcium.
Bien s'hydrater.
Apprendre à ne pas paniquer lorsqu'une crise survient.
4. mpisotrtoaka ( 08/08/2014 07:10)
Msaotra betsaka anao sady nanitsy no nanoro hevitra ! Raha mbola mis d mandray torohevitra foana ! Inona avy no tsy azon'izy ireo atao eo am lafiny asa ohatra ?
5. endriny ( 25/08/2014 05:34)
Mahereza misotro tonic, na mihinana nivaquine tapany, saingy tsy misy intsony moa ny nivaquine fa dia tonic erezana misotro.

Dia aza adino rehefa mividy calcium mba ilay misy zinc sy magnesium vidiana. Raha tsy izany mantsy voatery mividy ilay magne B6 B 12 indray. Mirary soa e

Aza tezitra dia aza manao vizana.
6. mpisotrtoaka ( 03/09/2014 07:12)
Msaotra an-droky !
7. ombelline ( 24/09/2014 12:32)
Raha ny fahalalàko azy dia misy côté psychologique betsaka ny spasmophilie , angoisse, stress na koa ... "jereo aho"

Tsara raha jerena io côté psychologique io, au pire omena placebo ilay olona, mody omena fanafody tsy misy ifandraisany fa lazaina azy hoe fanafodin'ny spasmophilie.
8. mpisotrtoaka ( 26/09/2014 12:08)

[quote=ombelline]
Raha ny fahalalàko azy dia misy côté psychologique betsaka ny spasmophilie , angoisse, stress na koa ... "jereo aho"

Tsara raha jerena io côté psychologique io, au pire omena placebo ilay olona, mody omena fanafody tsy misy ifandraisany fa lazaina azy hoe fanafodin'ny spasmophilie.
[mpsotrotoaka]
Saoa dia mba ts mety zany ! Toa mitsapatsapa ny aretin'ny hafa mantsy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1394